Mois : mars 2024

“Pureplay Football League”: hanafika ny Mama FC ny Elgeco Plus

Hitohy rahampitso alahady 10 marsa ny andro fahefatra hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, na “Pureplay Football League” (PFL). Hiditra an-tsehatra avokoa ireo ekipa 16 mifaninana amin’izany. Ani­san’ny lalao goavana andrasan’ny maro ny fihaonan’ny Elgeco Plus sy ny Mama FC, ao amin’ny kaonferansy atsimo. Hanafika ny tranom-piantohana any […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina ny 22 sy ny 25 marsa ho avy izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao ara-pirahalahiana hataon’ny Barea de Madagas­car. Ha­no­katra izany ny fihaonan’ny ekipa nasionaly malagasy amin’i Burundi ary ny farany, hifanandrina amin’i Rwanda izy ireo. Hikarakara fifaninanana nasionaly amin’ny taranja baolina kitra lalaovina anaty trano « Futsal » […]

Moto – « 4 Heures Honda » : hanomboka anio ny fifaninanana

Hotanterahina manomboka anio sy rahampitso, eny Am­bohidratrimo, ny fifaninanana “4 Heures Honda” eo amin’ny taranja Moto. Marihina fa hiavaka tanteraka ity andiany faha-22 ity satria hotontosaina amin’ny “circuit” vaovao ny hazakazaka. Tsara ny mampahatsiahy fa miisa 170 mianadahy mianaka ny mpanamory, hiady lohany amin’ity fifanintsanana ity. Ankoatra ireo Malagasy mpifaninana, […]

Lalao Afrikanina : andrasana ny Ankoay sy ny Makis ary ny Akomba

Anisan’ireo firenena 54 mandray anjara amin’ny “Lalao Afrikanina”, atao any Accra, Ghana, i Madagasikara. Tsy mbola tonga any an-toerana ireo Malagasy mpilalao basikety sy tenisy ary rugby. Notanterahina, omaly, ny lanonam-panokafana ny “Lalao Afrikanina” an­diany faha-13, atao ao Accra, Ghana, ny 8 hatramin’ny 23 marsa ho avy izao. Araka ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Maro ny vehivavy mitana andraikitra ambony eo amin’ny sehatry ny asa vaventy. Nivoitra izany nandritra ny atrikasa momba ny Tetikasa fampandrosoana maharitra ny sehatry ny lalana (PDDR) sy ny Fampitohizana ny rohy hisian’ny fampandrosoana miaty (PCMCI), tohanan’ny Banky iraisam-pirenena. Anisan’ny nisongadina ny 8 marsa, omaly, tany Toamasina, ny fampirantiana ny […]