Mois : mars 2024

Quartier Cannibale :Tratra ireo jiolahy namono nahafaty teratany vahiny

Saron’ny polisy, afakomaly, ireo jiolahy roa tompon’antoka tamina fanendahana teratany vahiny teny Tanjombato. Notrobaran’ireo olon-dratsy ny antsy ny kibony ka nitarika ny fahafatesany… Voasambotry ny polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika fahadimy (BC5) teny Tanjom­bato, Quartier Cannibale, afakomaly, ireo jiolahy roa voarohirohy ho tompon’antoka tamina vonoan’olona feno habibiana. Raha ny […]