Mois : mars 2024

Fiadidiana ny Repoblika: maherin’ny 700 ireo CV ho sekreteram-panjakana

Nifarana omaly ny fanaterana ny antontan-taratasy (CV) ho an’ireo maniry ho eo amin’ny sekreteram-panjakana (SE) anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Anjaran’ny filoham-pirenena avy eo ny mifantina ireo ho amin’izany toerana izany. Nivoaka tao amin’ny tambajotra kaonty “Linke­din” eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika fa miisa 765 ireo CV voaray hatramin’ ny fotoana […]

TSELATRA

Sivy mianaka traboina vokatry ny haintrano nahatsiravina tao amin’ny fokontany Andakabe, Morondava, omaly tamin’ny 12 ora sy 45 mn atoandro. Nirefotra tampoka ny vatoharatra tao anatin’ny trano ka niteraka ny firehetana, araka ny loharanom-baovao. Kila avokoa ny entana rehetra niampy ny firavaka sy ny vola. Lehilahy iray mpangalatra posy niharan’ny […]

Toamasina : Jiolahy roa lahy rotiky ny bala

Nirefodrefotra ny basy! Lavon’ny polisin’ny UIR nanao fisafoana alina ny jiolahy roa lahy nandray anjara tamin’ny fandrobana mpandeha posy tao Tanambao Toamasina, omaly. Norobain’ny jiolahy efa-dahy ny mpandeha posy iray tao Mangarivotra, tamin’ny 2 ora maraina. Nitsoaka nanao tongotra an-katoka ireo mpandroba taorian’izay. Nifanakaiky ny biraon’ny polisy io toerana io […]

Evaluation de la pauvreté : la croissance et l’investissement privé font défaut

Alarmant, la paupérisation persiste et stagne à Madagascar, d’après une étude menée conjointement par la Banque Mondiale et l’Instat. La présentation de cette évaluation de la situation de pauvreté à Madagascar a été effectuée le 22 février dernier. La collecte des données de cette évaluation a débuté dès 2020, interrompue […]

Andohatapenaka : telo lahy nitam-piadiana lavo

Nifanenjehan’ny polisy, maty voatifitra ny jiolahy iray anisan’ireo nangalatra moto teo Andriantany, lalana mihazo an’i Mahitsy, omaly. Mpitandro filaminana avy eo anivon’ny BC1 no nahatsikaritra ny fandrobana nataon’ny jiolahy telo lahy. Nosakanan’ireo jiolahy ireo ny lehilahy iray nitondra moto teny amin’ny faritra Andohatapenaka. Nalain’izy ireo ny moto nentin’io mpandalo io. […]