Mois : mars 2024

Hiragasy goavambe – Vakisehatra 2024: hifanandrina ry Ratelson sy Rapaulson

Hisantarana ny fandaharam-potoanan’ny « Hiragasy goavambe » 2024. Ny alahady 3 marsa izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina, etsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina. Hifanandrina ny tarika mpihiragasy Ratelson avy any Andohavary sy Ra­paulson avy any Mandiavato. « Vakisehatra 2024 », anisan’ ny andrasan’ny olona maro, satria, tarika roa samy manana traikefa matanjaka eo amin’ny […]

Tsy fomba ny mandidy dia homana: mila omena lanja ny dinika amorom-patana

Manana ny avara-pianarana ny Malagasy. Tsy vitsy ihany koa ireo raiamandreny zokim-pahendrena… Nikaroka, nandalina, manana traikefa, mahafantatra ny mahasoa sy ny manimba. Hatramin’izao, tsy tazana loatra ny vokatra tsara azo avy amin’ireo rehetra ireo. Inona ny zava-misy marina ? Tao anatin’ny taona maro, potika ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy. Samy […]

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina, ny alarobia lasa teo, tany amin’ ny faritr’Alaotra Mangoro, Ihorombe, Sofia, ny fidinana ifotony ataon’ireo komity mpanatanteraka eo anivon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Marihina fa natao hifampiresahana sy hitondrana hevitra mano­loana ny olana misy eny anivon’ireo ligy sy seksiona no anton’ ity fitsidihana ity. Tsy raikitra ny fifaninanana […]

“Moto Cross Mada 2024” : hatao ny alahady izao ny dingana fahatelo

Hotontosaina ny alahady ho avy izao eny Ambohidava Antananarivo, ny dingana fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja “Motocross 2024”, sokajy “élite 1”. Hampiavaka ity fifanintsanana ity ny fisian’ ireo vahiny avy any La Réu­nion hifanintsana amin’ireo Malagasy mpilalao. Tsiahivina fa nanjakan’i Mathias Plantive, Malagasy mpilalao moto, tanteraka ny dingana […]

Kitra Fimmar: hifampitana ireo fokontany 16

Hifarana anio, etsy amin’ny kianja Academica Andohata­penaka, ny fifaninanana baolina kitra lalaovin’olona enina. Mikarakara izany ny Fikambanana mpiara-mitolona miaraka amin’i Andry Rajoelina (Fimmar), etsy amin’ny boriborintany I, tarihin’i Toussaint na Bolô. Mandray anjara amin’izao lalao izao ireo fokontany miisa 16 amin’ireo 44. “Tanjona ny fitai­zana ny tanora ho any anatin’ny […]