Naratra mafy, nentina teny amin’ny toeram-pitsaboana ny mpamaky trano iray niharan’ny fitsaram-bahoaka tao Fankakamandroso, kaominina Ambohitranandriana, distrikan’ Antsirabe II, ny 18 marsa teo. Niditra an-keriny tao amin’ny tokantrano iray, anatin’io fokontany voalaza io, ilay lehilahy mpangalatra, tamin’ny 4 ora maraina. Nihevitra izy fa mbola rendriky ny torimaso ny tompon-trano ka […]
Mois : mars 2024
Tanjombato: vehivavy nahatrarana héroïne 21 fonosana
Naiditra vonjimaika any am-ponja, omaly, ilay vehivavy nahatrarana héroïne tetsy Tanjombato. Voasambotry ny polisim-pirenena misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina avy ao Anosy, ny talata 19 marsa teo, izy. Naharay angom-baovao ny mpitandro filaminana fa manaparitaka io karazan-javamahadomelina mahery vaika io, eny amin’ny kaominina Tanjombato sy ny manodidina, ity renim-pianakaviana ity. […]
Loza tsy nampoizina: Zazalahikely roa maty nilatsahan’ny varatra
Zazalahy kely roa no indray namoy ny ainy, omaly tolakandro. Tsy andro nanjombona, tsy orana nilatsaka fa nirefodrefotra ny vara-maina. Lasibatra ireo zaza nilalao. Maty tsy tra-drano, vokatry ny fahamaizana nateraky ny vara-maina ny zazalahy kely roa, omaly. Tao amin’ny fokontany tanambao Météo, any Maintirano, no nisehoan’izany, tokony ho tamin’ny […]




