Mois : mars 2024

TARATRY ny KANTO

«Tabataba an-tononkalo an-tokotany». hetsika miavaka hataon’ny fikambanan’ny mpanoratra sy ny poeta Havatsa Upem. Hatao anio, manomboka amin’ny 10 ora maraina, manoloana ny Tahala Rarihasina Analakely. Entin’izy ireo hanamarihina ny Andro maneran-tany ho an’ny poezia. Hisy fiantsana tononkalo, fanoratana poezia eo no ho eo, sy fivarotana ny bokin’ ireo mpanoratra. Manomboka miditra […]

Ecole des Gobelins Paris : hanatsarana ny sarimihetsika malagasy

Mandalo eto Madaga­si­ka­ra ny «Ecole des Gobe­lins Paris», sekoly anisan’ny sangany amin’ny fampianarana horonantsary fanentanana, amin’izao fotoana izao. Ao anatin’izany, hisy ny adihevitra iarahana amin’ny Cécile Blondel, matihanina eo amin’ ny tontolon’ny sarimihetsika, sy Alizée Dallemagne, tomponanandraikitry ny sekoly. Anio, eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Anala­kely, no hanatanterahina […]

Kaonseritra evanjelika : hanafana ny FJKM Ankadifotsy ny TMI

Taona 2023, feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny Tanora Masina Itaosy (TMI). Mitohy amin’izao taona 2024 izao izany. Fantatra fa hifamotoana amin’ny mpitia hira evanjelika ity tarika manana ny maha izy azy ity. Amin’ny alahady 24 marsa izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny FJKM Ankadifotsy. Raha ny fanazavan-dry zareo, sambany […]

Arikaomsa Randria : «Mila omena lanjany eo amin’ny fanabeazana ny angano sy poezia»

Fantatra kokoa ny feony noho ny endriny. Heno matetika amina tantara an’onjampeo i Arikaomsa Randria. Milomano anatin’ny literatiora tanteraka anefa izy, ary nisolo tena ireo mpisehatra nandritra ny « Fetin’ny angano sy ny poezia », omaly. Endri-panabeazana anisan’ny tranainy indrindra teto Madagasikara ny angano. Nomarihina omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny angano. […]

Tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka : manimba ny maha olona raha tsy voasoroka

Olana lehibe amin’ny fahasalamam-ba­ho­aka sy ny ara-tsosialy ary ny ara-toekarena ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka. Mi­sy fiantraikany goavana amin’ny fiainan’ny mponina amin’ny ankapobeny iza­ny, indrindra ho an’ny zaza madinika sy ny vehivavy bevohoka ary ny reny Mahatratra 48,4% ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka eto amin’ny Nosy, indrindra any amin’ny faritra Atsimon’ny […]