Nifarana ny faran’ny herinandro teo, tao La Reunion, ny « Festival international du film de l’Océan Indien » (Fifoi), andiany voalohany. Mpisehatra amin’ny sarimihetsika, avy eto Afrika sy ny ranomasimbe Indianina no nandray anjara tamin’izany ary nanana solontena i Madagasikara. Lasan’i Joash Omondi ny amboara teo amin’ny « Prix du Jury Jeunes 2024 », […]
Mois : avril 2024
Notapahin-doha tany Maorisy… : niniana nohadinoana tanaty tantara ve Ratsitantanina?
202 taona omaly no nanapahan-doha ny Printsy Ratsitantanina… Tsy dia fandre rehefa miresaka ny tantaran’i Madagasikara, kanefa mipaka hatrany amin’ny tantaran’ireo nosy rahavavy ny momba azy. 15 avrily 1822 – 15 avrily 2024. Feno 202 taona omaly ny nanapahan-doha ny Printsy Ratsitantanina, tany amin’ny Nosy Maorisy. Nanamarika ny tantaran’i Madagasikara […]
Tambajotra facebook : efa mpikambana ny 52% ny ankizy 8 hatramin’ny 19 taona
Tambajotra sosialy lehibe indrindra maneran-tany ny facebook. Naorin’i Mark Zuckerberg tamin’ny taona 2004 izy io. 600 tapitrisa ireo mpikambana sy mpisitraka izany maneran-tany amin’izao fotoana. Manodidina ny 3,15 tapitrisa kosa ireo mampiasa tambajotra sosialy ary 3,05 tapitrisa ny mpampiasa facebook eto Madagasikara, araka ny fanadihadiana sy ny tatitra nataon’ny Reporter […]
FANTINA sy FINTINA
Anisan’ireo kandidà afaka hifaninana hofidina depiote, Razanamahasoa Christine, any Ambatofinandrahana sy Rafidimanana Narson, ao Antanifotsy. Eo koa i Rossy etsy amin’ny boriborintany fahefatra ary Rakotoniaina Pety, any Ikalamavony. Nohamorain’ny Ceni ny fahafahan’izy ireo nameno ny dosieny avy ka izao anisan’ny mpifaninana izao. Hambara anio, raha tsy misy ny fiovana ny […]
Loholona Tsiebo Mahaleo : “Tsy ny maha mpitondra no handresena amin’ny fifidianana”
Fanehoan-kevitra… “Tsy atao dridran’Ingilo ny hoe satria eo amin’ny fitondrana dia manana tombony amin’ny fifidianana, na lesoka rehefa tsy eo amin’ny fitondrana”, hoy ny loholona Tsiebo Mahaleo Victor Richard, ny amin’ny fanahian’ny sasany hoe mahazo tombondahiny amin’izao fiatrehana fifidianana depiote izao ny eo amin’ny fitondrana. Tondro mazava be ny fifidianana […]




