Amin’izao fotoana izao, efa hita taratra ny misy ny jiolahy rehetra ho mpanatanteraka ny fakana an-keriny ao Ankazobe. Azo lazaina fa efa voageja anaty faritra iray tsy ahafahana mivoaka izy ireo. Hatramin’ny olona miafina aty an-drenivohitra aza, tokony efa ho tratra. Olana anefa, tena sahirana ny ekipa mpanao hetsika fampandrian-tany […]
Mois : avril 2024
Toliara : jiolahy niditra an-keriny tao am-piangonana
Voasambotry ny polisin’ny Fip ao Toliara rehefa nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana tao amina trano fiangonana iray ao Tsianaloka, ny sabotsy teo, ny jiolahy iray. Mbola tao anatin’ny fotoam-pivavahana ireo mpino ao amin’io fiangonana io no niditra tampoka ity jiolahy ity. Namoaka basy izy ka namantana teny amin’ny alitara nisy ilay […]
Nisera merkiora : pasitera nisoloky 70 tapitrisa Ariary
Pasitera iray eto Antananarivo no hiakatra fampanoavana, anio, noho ny aferana merkiora sy fisolokiana vola mitentina 70 tapitrisa Ar. Nitaraina tany amin’ny ambaratongan-drafitra, araka izany, ireo biraom-piangonana. Naato nandritra ny roa volana ilay pasitera, ny volana novambra sy desambra teo, saingy mbola niverina nampivavaka indray nanomboka ny volana janoary. Tsy […]
Mivadika ho mpikarama an’ady : efa-mianaka matin’ny mpaka an-keriny
Tsy mijanona amin’ny fitakiam-bola fa mamono ny mpaka an-keriny ankehitriny. Misy ny mpanakarama azy ireo. Efa-mianaka matin’ny mpikarama an’ady tao anatin’ny herinandro. Zava-doza ny afitsoky ny andian-jiolahy mahery vaika ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro, Betsiboka, Analamanga. Tsy mihanona amin’ny fakana olona an-keriny intsony izy ireo, ankehitriny. Tsy mionona amin’ny fakana vola […]




