Nanomboka ny volana septambra 2023 teo ny fanamarihana ny faha-100 taonan’ny lycée Faravohitra. Amin’ity volana avrily ity no ivon’ny fankalazana. “Ny 18 avrily 1924 no niorina ny sekoly”, hoy ny fanazavan’ny mpikambana iray amin’ny komitin’ny jobily. Fiaraha-misakafo sy fety be no hisongadina ny 26 avrily, iarahan’ny mpianatra, ny mpandraharaha, ny […]
Mois : avril 2024
FITSABOANA MAIMAIMPOANA: nilaharana ny tolotra tetsy Antanimenabe – Ankorondrano
Tolotra nampiavaka ny Andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana ny fanaovana vaksiny maimaimpoana ny saka sy ny alika, hisorohana ny aretina haromotana. Lafo rahateo ny vaksiny natokana ho azy ireny eny amin’ny mpitsabo biby. Nomarihina tamin’ny tolotra fahasalamana maimaimpoana manatona vahoaka ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana sy ny […]
Basikety-“All Step”: mampiseho ny tanjany hatrany ny LSFX
Niditra amin’ny andro faharoa, ny sabotsy lasa teo, ny fifaninanana “Inter-Lycée-All Step” karakarain’ny ligin’Analamanga, taranja basikety. Fifaninanana hiaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny federasiona malagasin’ny basikety. Raha nahazo fandresena tamin’ny andro voalohany ny Lycée Saint François Xavier (LSFX), mbola nampiseho ny tanjany hatrany izy ireo afakomaly. Samy nampiseho izany avokoa […]
Atletisma 100 m sy 200 m : nandrombaka medaly volafotsy roa i Claudine
Nisongadina tanteraka i Nomenjanahary Claudine, Malagasy atleta, nandritra ny fifaninanana iraisam-pirenena “Grand Prix International CAA Yaoundé”, izay natao tany Cameroun, afakomaly. Nandrombaka medaly volafotsy roa, raha niatrika ny famaranan’ny hazakazaka 100 m sy ny 200 m. Raha ny teo amin’ny 100 m, novitainy tao anatin’ny 11.41 segondra, 23.97s kosa ny […]
DAKA AN-JORONY: Langalangao ho laingalaingaina
Tapitra hatreo ny fanomanantenan’ny Barea de Madagascar tao anatin’ny datin’ny federasiona iraisam-pirenena (FIFA), ny volana marsa teo. Samy nandray lesona ny tsy nety tamin’ireo vokatra azo ny rehetra manomboka any amin’ny federasiona, mandalo amin’ny mpanazatra ary hatrany amin’ireo mpiantsehatra mivantana dia ny mpilalao izany. Tsy afa-miala ao anatin’izany koa ny […]




