La période de dépôt de dossier de candidature pour les élections législatives du 29 mai a officiellement pris fin hier. Presque tous les Organes de vérification et d’enregistrement des candidatures (Ovec) ont enregistré au moins deux dossiers de candidature hier. Dans la liste qui attend encore la validation de l’Ovec […]
Mois : avril 2024
Tsena : midina ny vidin’entana ilaina andavanandro
Tafidina hatrany amin’ny 2 500Ar ny kilaon’ny vary gasy amin’izao fotoana izao, raha 2 400Ar kosa ny semence sy ny varin’ Ambatolampy. Antony mahatonga izany ny fidirantsika anatin’ny vanim-potoan’ny fararano. Miaka-bokatra ny eto an-toerana ka hiantraika amin’ny vidin’ny vary nafarana ihany koa izany. Mitombo ny tolotra raha oharina amin’ny tinady. Manaraka vanim-potoana […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 6 305 miliara Ar ireo kaonty amina banky miisa 521 nogiazan’ny Agence de recouvrement des avoirs illicites (ARAI), miaraka amina fiara 93, sambo iray, trano sy tany ary fanaka 16, nandritra ny taona 2023. Nisy tamin’ireo fananana no efa natao varotra miaka-bidy ka nahazoana 399 tapitrisa Ar. Nifantoka tamin’ny fanamafisana […]
MPAMATSY VOLA : handray anjara ny firenena malagasy
Handray anjara amin’ny fihaonamben’ny Banky iraisam-pirenena sy ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) ny 15 hatramin’ny 20 avrily, any Washington, ny firenena malagasy. Anisan’ny hanatrika ny fivoriana ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola miaraka amina delegasionina maro samihafa. Laharam-pahamehana mandritra izany ny fivorian’ireo minisitera isaky ny firenena, indrindra ny minisiteran’ny Fitantanam-bola […]
fambolena sy fiompiana: vonona hampiasa vola eto Madagasikara i Rwanda
Nifanakalo hevitra ho amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny famokarana ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana sy ny sekreteram-panjakana rwandais misahana ny Fambolena sy ny fiompiana. Voaresaka manokana ny fanitarana sy ny fampitomboana ny vokatry ry zareo rwandais sy ny fampiasam-bola eto Madagasikara. Nifampizara traikefa ny minisitry ny Fambolena sy […]




