Tanjon’ny hetsika fanapariahana ny fandrindram-piterahana maoderina ny hampiakatra ny tahan’ny fampiasana azy io ho 60% hatramin’ny taona 2030, eto amintsika. Tao anatin’ny 100 andro, vehivavy 3 tapitrisa mahery no mampiasa tsy tapaka ny fomba maoderina. An’arivony ny mpiandraikitra tanora nahazo fiofanana ahazoan’izy ireo mizara ny fanentanana. Nandritra ny hateloana ny […]
Mois : avril 2024
Praiminisitra Ntsay Christian: “Manova ny fomba fiasa isika izao”
Napetraka, omaly, ny vatofototry ny trano lehibe fialofana handraisana ireo tra-doza “Abri communautaire à usages multiples – Acum”, ao Mananjary. Nanatanteraka izany, tany an-toerana, ny Praiminisitra Ntsay Christian. “Miova ny fomba fiasantsika, eo ambany fitarihan’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, amin’ny fiantohana ny ain’ny mponina sy ny fananany rehefa tonga ny […]
“Ny asako rahampitso” andiany faha-16: hitari-dalana mpianatra 5 833 hisafidy ny asa sahaza
Manokatra ny sain’ny mpianatra amin’ny fisafidianana ny sokajy rehefa hiakatra kilasy de 1ère “Ny asako rahampitso”. Hetsika entin’ireo mpisehatra amin’ny asa eto amintsika manomboka amin’ny alatsinainy, eny amin’ny lycée eto Antananarivo. Hiditra amin’ny andiany faha-16 ny hetsika “Ny asako rahampitso” iarahan’ny Rotary club Ainga sy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena mikarakara. “Fizarana […]
TARATRY ny KANTO
Nahazo tale jeneraly vaovao ny ORTM. Tsy vaovao ny marimarina kokoa, fa niakatra teo amin’izany toerana sy andraikitra izany, Ranarivelo Nampoina. Talen’ny TVM nandritra ny roa taona sy tapany izy nialoha izao. Mametraka ho fanamby ny ho fanatsarana ny tolotra omen’ny haino aman-jerim-panjakana ho an’ny Malagasy tsivakivolo ny tenany. Monika […]
Kabeson’ny Ampanjaka Toera: hidina any Menabe ny komity siantifika
Miroso miandalana. Efa tontosa ny dingana voalohany amin’ny fampodiana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera, izay mipetaka amina tranombakoka iray any Paris, Frantsa. Volana maromaro izay no nanao ny fangatahana tamin’ny governemanta frantsay ny fanjakana malagasy, nosoloin’ny minisitry ny Kolontsaina sy ny serasera teo aloha, tena. Nanohy ny dingana manaraka ny ekipan’ny […]




