Tsy mbola azo ampiasaina ny ankamaroan’ny lalana any amin’ny tapany avaratra atsinanan’ny Nosy vokatry ny fahatapahana samihafa. Sambo no hitaterana ny fanampiana. Nilaza koa ny mpiray ombon’antoka fa vonona hanome tosika ho an’ny traboina. 150t ny lanjan’ny fanampiana ahitana sakafo ho an’ny traboina sy ireo nafindra toerana any amin’ny ilany […]
Mois : avril 2024
Tovolahy ahina ho novonoina : nofiraina tamin’ny antsy ny tendany
Maty tamin’ny fomba feno habibiana ny tovolahy iray. Voalaza fa matin’ny fitsaram-bahoaka noho ny fanolanana izy. Miahiahy vono olona niniana natao kosa ny mponina. Tsy fantatra mazava ny tena marina! Maty novonoina tamin’ny fomba feno habibiana ny tovolahy iray, ny fiandohan’ity herinandro ity. Andaniny, voatondro ho nanolana zaza tsy ampy […]
04 Avrily 2024
Tournoi Inter – Lycée « All Step » : le SFX et l’ISF dominent la première journée
Le coup d’envoi de la première édition du tournoi de basketball Inter-Lycée, surnommé «All Step», a été lancé dans une atmosphère électrique. Les jeunes athlètes des lycées d’Analamanga se sont affrontés avec passion et détermination, offrant un spectacle sportif de haute volée. Dans la catégorie féminine, le lycée Saint-François Xavier […]
Motocross: Mathias Plantive en lice à La Réunion
Le monde du motocross de l’océan Indien est en effervescence. Le championnat de La Réunion accueille un invité de marque : Mathias Plantive. Le champion de Madagascar se prépare à affronter les pistes réunionnaises lors de la troisième manche du championnat local. Les 13 et 14 avril, tous les regards […]




