Mois : avril 2024

TARATRY ny KANTO

Miroborobo fatratra ny kabary! Anisan’ny tsikera mivaivay mahazo ity zavakanto sy kolontsaina malagasy ity ny toeran’ny vehivavy manoloana ny fahafahana mika­bary. Tahaka izany koa ny fahalalahana iainan’ny kabary sy ny mpikabary ankehitriny. Fahiny, ny lehilahy efa mipi-bolo no mikabary. Ankehitriny, ireo tanora vao erotrerony no manao « mpitovo mananatra ny manana ». […]

« Gasikarako » : hiaka-tsehatra ry Telofangady

Rehefa ela niandrasana ny mpitia sy mpankafy… Raikitra fa hanolotra seho kanto ho an’ny rehetra ny tarika Telofan­gady. « Gasikarako », hotanterahina ao amin’ny Ivokolo Analakely, ny alahady 7 jolay izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Hampiavaka ity fampisehoana an-tsehatra ity, araka ny fanazavan’izy 5 mirahalahy, fa : « hiran’ny tarika tsy misy fangarony » […]

Samoela sy Raboussa : nanakoako Antsahamanitra, afapo ny mpijery nanatrika

Tontosa, omaly, tetsy Antsahamanitra, ny fampisehoana niarahana tamin-dry Samoela sy Raboussa ary Krutambull. Feno tanteraka ny toerana, tonga maro namaly ny antso ireo mpankafy, lahy sy vavy. Ireo olona teraka tamin’ny taona 80 no tena mpankafy tamin’ny ankapobeny. Nanakoako teny amin’ny manodidina ny feon’ny mpankafy tetsy Antsa­hamanitra. Tsy nitsahatra ny […]

INDRAY MIJERY

Eto Madagasikara, ny 34% amin’ny zaza latsaky ny herintaona no tsy mbola nahazo ny fatram-baksiny voalohany tokony ho natao azy, araka ny antontanisa avy amin’ny OMS sy ny Unicef. Homarihina ny 26 avrily ho avy izao ny faha-50 taonan’ny fandaharanasa fanaovam-baksiny. Nanomboka omaly ary hitohy ao anatin’ny roa andro manaraka, […]

Nitsidika an’Ambovombe : tonga eto ny talem-paritry ny Unicef

itsidika an’i Madagasikara nanomboka ny 20 ka hatramin’ny 26 avrily ho avy izao ny talem-paritry ny Unicef ho an’ny firenena aty atsimo sy atsinanan’i Afrika, Etleva Kadilli. Hijery ifotony ny fandaharanasan’ny Unicef eto amintsika sy hitafa amin’ny vahoaka momba ny fiantraikan’ireo asa samihafa ireo izy. Nahita mivantana ny vokatry ny […]