Mois : mai 2024

Handball : hisolo tena ny faritra faha-7 ny Akio

Fantatra izao fa hisolo tena ny faritra fahafito eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny “IHF Trophy continental 2024”, ny Akio de Madagascar, sokajy cadet sy junior, lehilahy. Raha tsiahivina, nahazo ny tapakila hiatrehina izany ny cadet taorian’ny fandresen’izy ireo misesy an’i Seychelles sy i Comores. Fihaonana notanterahina tetsy amin’ny Lapan’ny […]

Rugby – XXL Top 12: hangotraka ny lalaon’ny Tam Anosibe sy ny 3FB

Hiverina indray ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, “XXL Top 12”, taorian’ny 2 volana niatoany. Fandaharan-dalao anisan’ny goavana ary andrasan’ny rehetra ny fihaonana eo amin’ny Tam Anosibe sy ny 3FB. Hotanterahina ny alahady 2 jona ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny tohin’ny fifaninanam-pirenena taranja rugby […]

INDRAY MIJERY

Vinavinaina hijanona ho antonony amin’ny ankapobeny ny kalitaon’ny rivotra eto Antananarivo, ao anatin’ny telo andro ho avy. Tsy hisy fiforonana andro ratsy mety hahakasika ny toetry ny andro eto Madagasikara hatramin’ny 3 jona ho avy izao. Ny tsiokan’ny alizay no handrafitra ny toetry ny andro, izay hahazo vahana kokoa manomboka […]

Mandritra ny fadimbolana : zava-dehibe ny fidiovana sy ny fahasalamana

Zava-dehibe amin’ny fiainan’ny zatovovavy sy ny vehivavy ny fidiovana sy ny fahasalamana mandritra ny fadimbolana ary nanokanana andro iray ho fanamarihana izany isaky ny 28 mey. 12 ka hatramin’ny 16 taona no miatrika ny fadimbolana voalohany ny zatovovavy ary miverina isam-bolana izany mandrapahatongan’ny 50 taona na mihoatra. Mety kokoa ho […]