Levon’ny afo ny trano fianarana iray, tao amin’ny tanànan’Antafiandramasy, Ambovomamy, kaominina Boriziny II, ny alahady 12 mey teo, tamin’ny 11 ora alina. Niredareda ny afo ka kila avokoa ny fitaovana rehetra tao an-dakilasy. Potika tao anatin’ny minitra vitsy nisian’ny firehetana ny latabatra hatramin’ny solaitrabe. Trano iray nisy ny fitaovam-piaranana, toy […]
Mois : mai 2024
Lehilahy voatifitra tetsy Ambohibao: teratany sinoa sy ny vadiny voasambotra
Niara-voatazona eny amin’ny zandary Ambohibao, ny alahady 12 mey teo, ny teratany sinoa iray sy ramatoa vadiny. Nifititra olona tsy nahy ilay ramatoa. Nosamborin’ny zandary ao amin’ny zana-tobim-paritra Ambohibao ny teratany sinoa iray sy ny vadiny momba ny vono olona tao Miadapoana, kaominina Ambohibao Antehiroka, ny alahady 12 mey teo. […]
15 mey 2024
Tir en l’air du 15 mai 2024
Pro League: Tsaramandroso FC affiche son mécontentement
Le Pro League reprendra son chemin ce week-end ! Des modifications ont été apportées par rapport au programme initial, dont la tenue des quarts de finale aller et retour dans un même site. Mais, le Club Tsaramandroso Formation (Boeny) affiche son mécontentement suite à cette décision. « Tsaramandroso Formation FC […]




