Mois : mai 2024

Tetikasa “Pro Agro Youth” : Tanora 200 miofana hanodim-bokatra

Nomena lanja manokana ny tanora eny amin’ny tontolo ambanivohitra, tamin’ny alalan’ny fampiofanana azy ireo amin’ny sehatry ny fanodinana vokatra ara-tsakafo, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa “Pro Agro Youth”. Miisa 200 mianadahy ny tanora avy eto amin’ny faritra Analamanga sy Vakinankaratra nisitraka ny fiofanana. Nisy, araka izany, ny vokatra mivaingana nataon’ireo […]

Harena an-kibon’ny tany: mivelatra ny sehatra iasan’ny Omnis

Voafaritra avokoa ireo paikady vaovao ataon’ny Ofisin’ny harena an-kibon’ny tany nasionaly sy ireo indostria stratejika (Omnis) amin’ny fikarohana sy fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tany. Laharam-pahamehana ny fampandrosoana ny toekarena amin’ny alalan’ny fikarohana atao. Notanterahina omaly, teny amin’ny Mining Business Center Ivato, ny fihaonamben’ny Ofisin’ny harena an-kibon’ny tany nasionaly sy ireo […]

Fahavitan’ny lalana : manamora ny famoaham-bokatra

Hifamezivezen’olona aman-jato­ny isan-kerinandro, manampy azy ireo amin’ny fitateram-bokatra, ny fahavi­tan’ny lalana mirefy 10 km mampitohy an’i Mahitsy sy Farahantsana, amin’izao fotoana. Nandray an-tanana ny fanavaozana io lalana io ny orinasa Tozzigreen na­nomboka ny taona 2020 teo. Niara-nisalahy tamin’ny fifanomezan-tanana rahateo ny kaominina voakasika, toy ny ao Ambohimasina izay nanome ny […]

Sombim-baovao

Notanterahina nanomboka omaly, teny Ambatobe, ny fifaninanana hazakazaka anaty natiora, “Utop”, andiany faha-15. Mahatratra roa arivo mahery ireo olona nisoratra anarana tamin’izany, ka teratany vahiny avokoa ny 250 amin’izy ireo. Norombahin-dRandriambololomanana Tsiaro, Malagasy mpitsara, ny amboaran’ny “Arbitre le plus prometteur” nandritra ny “Cosafa Award”, ny taona 2023, izay natao tany […]

Fifidianana depiote Toamasina I : samy nentina am-bavaka ny propagandy

Mandeha ny fampielezan-kevitra. Samy manao izay paikady enti-mandresy lahatra ny mpifidy ny rehetra. Ho an’i Toamasina I, fotoam-pivavahana no nanombohana izany. Efa naneho tamin’ny fomba maivamaivana ny fanombohan’ny fampielezan-kevitra ireo kandidà efatra amin’ireo dimy mifaninana eto Toamasina I. Tsy mbola tazana kosa ny kandidà iray fahadimy na mbola eo am-pandrafetana […]