Tonga amin’ny famaranana ny andiany faharoa amin’ny fiadiana ny «Atsimondrano Champions League» (ACL 2024), taranja baolina kitra. Hotanterahina eny amin’ny kianja manara-penitra Antaninkatsaka Itaosy izany, rahampitso alahady 26 mey 2024. Fifaninanana karakarain’ny Atsimondrano Action sport sy Ratsivahiny Andry. Hiady ny lelavola 4 tapitrisa Ar amin’izany ny FC Samada Soavina sy […]
Mois : mai 2024
Fiofananana CAMS : mpianatra fito nahazo diplaoma
Notanterahina teny amin’ny biraon’ny Komity Olympika Malagasy (COM), Alarobia Ivandry, omaly, ny lanonana fanolorana diplaoma ho an’ireo mpianatra fito mianadahy, enina lahy sy vavy tokana, andiany ILO. Nanaraka fampianarana “Cours Avancé en Management du Sport (CAMS)”, nandritra ny fito volana, izay karakarain’ny COM izy ireo. Voafidy ho ray mpiahy ireto […]
“Lalao Olympika Paris 2024” : Atleta fito mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
Manana atleta afaka miaro ny voninahi-pirenena any Paris i Madagasikara. Miisa fito mianadahy izy ireo no fantatra fa hiatrika ny “lalao Olympika 2024”. Nahazo taratasy fanasana manokana ny efatra amin’izy ireo. Maro ny fifaninanana iraisam-pirenena nandraisan’i Madagasikara anjara. Vokatr’izany, miisa fito ireo Malagasy atleta hiaro ny voninahitr’i Madagasikara, amin’ny “lalao […]
Fanabeazana ara-pananahana feno: «Tokony hifanaraka amin’ ny kolontsaina sy sosialy»
Tokony hatao mifanaraka amin’ny zava-misy ao anatin’ ny firenena iray amin’ny lafiny kolontsaina sy sosialy ny votoatin’ny fanabeazana ara-pananahana feno (éducation sexuelle complète). Io ny toromariky ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina (UNFPA), izay miara-miasa amin’ny firenena maro aty Afrika amin’ny fahasalamana ara-pananahana sy ny fanabeazana aizana, hoy ny […]
Fahadiovana sy fidiovana: misoroka ny fahazoana aretina ny fanasana tanana
Nomarihina omaly tetsy amin’ny HJRA ny andro iraisam-pirenena amin’ny fanasana tanana amin’ny savony. Fotoana hampahatsiavina ny rehetra ny maha zava-dehibe ny fanasana tanana izay fihetsika tsotra kanefa mahavonjy aina ary miaro amin’ny aretina maro. Nambaran’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, fa azo sorohina amin’ny fanasana tanana avokoa ny 50%-n’ny aretina. Anisan’izany ny aretim-pivalanana […]




