Tsy misy fandikan-dalàna ny fitetezam-paritra ataon’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. “Tsy mitokana fa manolotra fotodrafitrasa izy”, hoy Tahina Andrianandrasana, loholon’i Madagasikara. Nisy ny tafa ho an’ny mpanao gazety, nataon’ny loholon’ i Madagasikara, Andrianandrasana Tahina, omaly, teny amin’ny Lapan’ny Antenimierandoholona Anosy. Tao anatin’izany no nitondrany fanazavana mahakasika ny resabe momba ny […]
Mois : mai 2024
Mila mazava
Hazakazaka arahin-tosika ny an’ny filohan’ny Repoblika sy ny ekipan’ny minisiteran’ny Angovo amin’ny fizarana jiro. Fanatanterahana ny fampilezan-kevitra natao tamin’ny novambra ny fanomezana ilay « Hazavana ho an’ny rehetra ». Manerana an’i Madagasikara ny fidinana ifotony ataon’ny fitondrana. Samy mahazo izany na ny an-tanàn-dehibe na ny any ambanivolo na ny aty an-drenivohitra na […]
Rajoelina Andry : « Fotodrafitrasa manakaiky sy ho an’ny vahoaka »
Nitohy tao Antsiranana ny fitsidihana nataon’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, omaly. Fitsidihana izay nanolorana ireo fotodrafitrasa naorina ho fanatsarana ny sosialim-bahoaka. Nanontrona azy tamin’izany ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafita, sy ny minisitry ny Fitaterana sy ny famatarana ny toetr’andro, Monjavelo Valery, ary ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, CGP Rakotoarimanana Herilala. Niaraka tamin’ny […]
TSELATRA
Tratran’ny zandary ny mpamaky trano iray tao amin’ny fokontany Mandrosoa-Ivato, afakomaly. Niditra tao andavarangana io olon-dratsy io ka tazan’ny mpifanolobodirindrina. Nampandre ny mpitandro filaminana ny nanatri-maso ka noraisim-potsiny teo am-panaovana ny asa ratsiny io mpamaky trano io. Moto scooter 4T saron’ny zandary natosiky ny olon-dratsy tao Andoharanofotsy, omaly maraina tamin’ny […]
Fifandonana nahery vaika : dahalo enina maty voatifitry ny zandary
Maty voatifitry ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-paritra Ambohidratrimo, ny 20 mey 2024 lasa teo ireo dahalo enina tompon’antoka tamina raharaha fakana an-keriny. Raha ny tatitra nampitain’ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritra Ambohidratrimo, voasambotry ny zandary ny dahalo raindahiny fantatra amin’ny anarana hoe Iaban’ny Lamina. Taorian’ny famotorana nataon’ ny zandary azy dia nanaiky […]




