Mitentina 25 008,8 miliara Ar ny famatsiam-bola ilain’i Madagasikara, araka ny paikady momba ny fitantanana ny trosa ho an’ny taona 2024-2026. Mitentina 6 065 miliara Ar kosa izany ho an’ny taona 2024 ary 9 319,4 miliara Ar sy 9 633,4 miliara Ar avy ho an’ny taona 2025 sy 2026. Mahatratra […]
Mois : mai 2024
Fiarovana ny ala : mpianatra ho mpianala miisa 30
Noraisina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny Nanisana ireo mpianatra ho mpianala miisa 30 mianadahy. Hanaraka fiofanana mandritra ny 18 volana izy ireo eny amin’ny Ivontoerana fanofanana teknisian’ny ala CNPTF Angavokely. Efa misy andiany 30 hafa manaraka fiofanana, ka mahatratra 60, araka izany, ny andiany fahatelo ho an’ny taom-piofanana 2024-2025. Nilaza […]
Indostria : hihodina tsy ho ela ny Sucrerie de Mahatalaky
Hitombo ny famokarana siramamy eto amintsika amin’ny alalan’ny indostria Sucrerie de Mahatalaky . Andalam-pamaranana ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa samihafa ny fitondram-panajakana. Vita hatramin’ny 80% ny fanitarana ny fotodrafitrasa ao amin’ny « sucrerie de Mahatalaky, miala 43 km an’i Taolagnaro. Indostria hanodina ny fary ho lasa siramamy, natsangana nanomboka ny taona 2021. Andalam-panatsarana […]
Morondava: mirongatra ny aretina tazomoka
Fotoana mampirongatra be ny aretina tazomoka izao any Morondava. Saika ny antsasa-manilan’ireo olona tonga manao fizaham-pahasalamana dia voan’ny tazo avokoa rehefa atao ny fitiliana. Tsy mifidy na zaza na ankizy na lehibe na tanora fa voan’ny tazo. Amin’ireo olona 50 raisin’ny tobim-pasahalamana ao natin’ny 1 andro, mararin’ny tazo avokoa ny […]
INDRAY MIJERY
Hitohy ny volon’andro ririnina ho an’ny roa andro manaraka fa hiakatra ny maripana farany ambany ny faran’ny herinandro ho an’ny afovoantany, araka ny fanambaran’ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Mafana ny andro ary mibaliaka ny masoandro ho an’ny tapany andrefana ary hahazo orana ny any avaratra sy atsinanana. Eto […]




