Kihon-dalana vaovao eo amin’ny tontolo ara-bola ny fisokafan’ny AFG Bank eto Madagasikara. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly ity banky vaovao ity izay etsy amin’ny Immeuble Gateway Ankorondrano rantsa-mangaikan’ny vondrona Atlantic Group. Tonga nanotrona izany ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo, ny governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara, Andrianarivelo […]
Mois : juin 2024
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 17 hatramin’ny 20 jolay ho avy izao, any Gaborone Botswana, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Coupe Davis”, vondrona « V ». Fanambin’ny ekipam-pirenena malagasy ny hiakatra ao amin’ny sokajy “IV”. Razafimahatratra Dina no mpanazatra azy ireo. Hotontosaina ny faran’ny herinandro ho avy izao, eny Ankatso, ny fanokafana ny taom-pilalaovana […]
Kitra – « Euro 2024 »: hiady tanteraka ny fihaonan’i France sy i Pays Bas
Hotanterahina anio, any Allemagne, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Euro 2024”, ho an’ny vondrona D. Anisan’ny fifanandrinana tena andrasan’ny rehetra ny lalao ihaonan’i France sy i Pays Bas, izay hatao ao amin’ny kianja Red bull Arena, amin’ny 10 ora alina (ora eto Madagasikara). Mbola manala vela ny […]
“Grand Prix d’Ilakaka”: hafana ny fifanandrinana eo amin’ireo sangany
Afaka andro vitsy, hiatrika fifaninanana goavana indray ireo Malagasy mpilalao Motocross. Hotontosaina any Ilakaka, ny alahady 23 jona 2024 izao, ny dingana fahafiton’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Grand prix d’Ilakaka MX des saphirs”. Hafana ny lalao amin’io, indrindra ho an’ny sokajy “MX1”, misy an-dry Claudio Tida sy Mathias Plantive. […]
Tolona – Beach Werstling : Atleta mianadahy hiaro ny voninahitr’i Madagasikara
Handray anjara amin’ny tolona ambony torapasika i Madagasikara. Hatao any Sénégal, ny 22- 23 jona ho avy izao. I Mioranirina Dina Tsilavina sy Randrianatoandro Faly Hery no solotena hiatrika izany. Hotontosaina any Dakar, renivohitr’i Sénégal, ny 22 hatramin’ny 23 jona ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika amin’ny […]




