Mois : juin 2024

Minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany: fanambaram-pananana teny amin’ny Bianco

Nanao rodobe teny amin’ ny biraon’ny Bianco eny Ambohibao, omaly 19 jona 2024, ny mpitantana ambony ao amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany (MIM) sy ireo rantsa-mangaika ao aminy, toy ny Omnis, ny BCMM, ny Anor, sns. Napetraka teny ny antontan-taratasy mirakitra ny fa­nambaram-pananan’izy ireo, izay fanao ho an’ny mpiasa ambony […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiditra amin’ny andro faharoa ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, ho an’ny sokajy D1, vehivavy. Fihaonana hatao etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny alahady 23 jona izao. 3FB hikatroka amin’ny ASUT ary ny FTM Manjakaray hifanehitra amin’ny FTFA Antohomadinika. Nitohy omaly tany Antsirabe ny fifanintsanana hiadiana ny ho […]

Tsipy kanetibe – Masters 2024 : hanainga amin’ny sabotsy ny ekipa malagasy

Raha tsy misy ny fiovana farany, hanainga hihazo an’i Frantsa amin’ny sabotsy 22 jona ho avy izao ny ekipam-pirenena malagasy, taranja tsipy kanetibe, hiatrika ny “Masters 2024” sy ny “Estival”. Miandry ny fotoana ao amin’ny masoivoho frantsay sy ny fivoahan’ny fahazoan-dalana “visa” ireo mpilalao, ankehitriny. Mandra-piandry izany, manohy ny fanazaran-tenany […]

Baolina kitra : marisarisa ny fifandraisan’ ny FMF sy ny ligin’Analamanga

Toa mifandraika amin’ny toetr’andro amin’izao fotoana izao, ny fifandraisana eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Efa miseho tsikelikely fa misy ady manara eo amin’ny roa tonta. Tsy miady tsy miady fa ny kibay an-kelika ihany. Izay no azo ilazana ny fiarahamonina eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny […]