Ahitana fidinana ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo. Manodidina ny fetran’ny OMS avokoa ny refy rehetra voaray, araka ny tatitra navokan’ny foibe famantarana ny toetry ny andro, nanomboka ny 11- 17 jona lasa teo. Ao anatin’ny telo andro ho avy, vinavinaina hijanona ho antonony izany amin’ny ankapobeny. Mbola hijanona hafanafana […]
Mois : juin 2024
“Foarabe fampivoarana” : ny 16 hatramin’ny 21 jolay etsy Mahamasina
Hotanterahina ny 16 hatramin’ny 21 jolay ho avy izao etsy amin’ny kianja Barea ny “Foarabe fampivoarana”. Hetsika karakarain’ny sampana fitantanam-piainana krisitianina (Fipikri) eo anivon’ny federasiona advantista Madagasikara Afovoany (FMC). «Tanjona ny hampivoatra ny farim-piainan’ny mpandraharaha rehetra amin’ny alalan’ny hetsika», hoy ny filohan’ny FMC, Andriamparatiana Fanera, nandritra ny fampahafantarana izany tetsy […]
Fiarovana ny tontolo iainana : hiara-hiasa ny PAM sy ny minisitera
Ho fanampiana ny vondron’olona marefo hiarina aorian’ny loza voajanahary, hiara-hiasa ny fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (PAM) sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy. Natao tany Toliara ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana teo amin’ny roa tonta. Hiompana manokana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy hetsika mifandraika amin’izay no […]
Fampandrosoana ny maha olona : firenena miarina i Madagasikara nanomboka ny taona 2022
Miharihary ny tsy fitoviana eo amin’ny firenena mandroso sy ireo mbola an-dalam-pandrosoana ho an’ny fampandrosoana ny maha olona, araka ny tatitry ny Fandraharanasan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana (Pnud) ho an’ny taona 2023-2024, omaly teny Ankorondrano. Amin’ny firenena 35 andalam-pandrosoana, 18 amin’ireo tsy mbola nahatratra ny tahan’ny fandrosoana ny maha […]
Profesora Ange Andrianarisoa: « Fanarahan-dalàna no antoky ny rehetra »
“Aoka samy hanaraka sy hanaja ny lalàna ka raha misy ny olona tsy manara-dalàna sy ny lalàna voadika dia aoka hihatra ny lalàna mifanaraka amin’izay”, hoy ny Profesora Ange Andrianarisoa. Mandeha ny resaka manoloana ny filazana ny fisian’ny tsy fanarahan-dalàna maro samihafa, nandritra ny zotram-pifidianana solombavambahoaka. Araka ny nambaran’ity Profesora […]




