Mois : juillet 2024

Fialantsasatra lehibe : Iandrasana vahiny ny lalao iombonana

Manana ny lalao fanao ny Malagasy fahiny. Ny ankamaroany, saika notanterahina teo an-tokotanibe. Tsy hita intsony izany ankehitriny, raha tsy eo ny finiavan’ny vahiny ! Tafiditra tao anatin’ny fanabeazan’ny Malaga­sy ny taranany ny lalao. Vitsy raha oharina amin’ny lalao iombonana ny lalao samy irery. Ny ankamaroan’ireny lalao ireny rahateo, tsy […]

Vaovao tambatra

Hampiasaina ao an-tokantrano ny 40% ny trosa ataon’ny Malagasy. Mahatratra 46,3% io taha io any ambanivohitra raha manodidina ny 26,3% izany an-tanàn-dehibe. 11,5% ny tahan’ny fitrosana hananganana orinasa, raha 11,4% ho an’ny antony fahasalamana. Vinavinaina hampiditra 37 tapitrisa dolara isan-taona ho an’i Madagasikara ny fidirantsika ao amin’ny ZLECAF. Heverina fa […]

Fandraharahana : manodidina ny 11% ny tahan’ny fampidiran-ketra

Mbola ambany ny tahan’ny fampidiran-ketra eto Ma­dagasikara. Manodidina ny 11% izany raha toa ka tafakatra hatrany amin’ny 18% any amin’ireo firenena afrikanina. «Betsaka ireo mpandraharaha mbola misehatra eo amin’ny tsy ara-dalàna ka anisan’ny mahatonga izao taha ambany izao», hoy ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena mpisolo toerana, Ramon­javelo Valery, […]

Depiote « malety »

  Nahoraka ny fanambarana nataon’ny solombavambahoaka, voafidy tamin’ny lisitry ny tsy miankina, izay miisa 51. Nirona any amin’ny fanohanana ny fitondrana sy ny filohan’ny repoblika am-periansa izy ireo. Tsy mahagaga izany, satria saika ireo olona mpanohana, tsy nahazo ny taratasy fahazoan-dalàna ho fidiana ihany izy ireny. Misy no nalefa handravana […]

Toliara II : mitaky ny hanokafana ny orinasa Base ny mponina

Toy ny tany Toliara I, nilahatra nitaky ny hanokafana indray ny orinasa Base Toliara ihany koa ny mponina any amin’ireo kaominina ao amin’ny distrika Toliara II, ny 26 jona teo. Natrehin’ny olom-boafidy sy tomponandraikitra samihafa ny fankalazana ny niverenan’ny fahaleovantena, ny 26 jona, tany amin’ny kaominina Ankilimalinike sy Belalanda, distrika […]