Mois : juillet 2024

Fanorenana tsy ara-dalàna: miteraka olana goavana ao Toamasina

Tokony handraisana fepetra haingana ny fanorenan-trano tsy ara-dalàna ao Toamasina. Olana iray mifandraika amin’izany koa anefa ny gaboraraka sy ny tsy fandraisana andraikitra eo anivon’ny sampandraharaha teknikan’ny kaominina. Fanorenan-trano tsy ara-dalàna iray no ahina hiteraka disadisam-piarahamonina goavana amin’izao fotoana izao ao an-toerana. Miteraka olana ny fananganan-trano tsy nahazoana alalana ao […]

Nirefodrefotra ny basy teny Ilafy: jiolahy telo maty voatifitry ny polisy

Tsy nifankandrenesana ny poa-basy teny Ankadikely Ilafy. Lavon’ny balan’ny Fip ny jiolahy telo lahy nitam-piadiana, afakomaly. Ravan’ny polisin’ny Fip ny andian-jiolahy nikasa hanao fanafihana mi­tam-piadiana teny amin’ny fokontany Ambohibe, kaominina Ankadikely Ilafy, afakomaly. Nanomana paikady, nitetika hanao ny asa ratsy mahazatra azy ireo mpandroba ireo. Na­haray loharanom-baovao hatry ny ela […]