Mois : juillet 2024

VAOVAO TAMBATRA

Hanondraka tanimbary 140 ha ny tohodrano any Manomboarivo, distrika Ambalavao, aorian’ny fa­narenana, raha 42 ha ihany teo aloha. Misy lemaka hafa koa efa hita, afaka hanondraka 1 680 ha rehefa vita raha 545 ha no vitany, ankehitriny. Manatanteraka izany ny fandaharanasa Defis, vatsian’ny Fida vola. Tonga teny Ambohijatovo Ambony sy […]

INDRAY MIJERY

Eto amintsika, tsy azo ifohana sigara ny toerana mihidy vory olona betsaka (biraom-panjakana, toeram-pisakafoana…) fa misy lamandy 2 500 Ar ho an’ireo olona tratra manao izany. Tontosa ny fanavaozana ireo boky miisa 12 fampiofanan-tena hahafehezana ny teny frantsay izay fampiofanana ampitain-davitra ho an’ny mpampianatra amin’ny ambaratonga fototra (Fadep). Nosokajiana anaty […]