Hotanterahina ny 5 hatramin’ny 8 desambra 2024, any Sambava, ny « Waka- Waka Festival”, andiany fahatelo. Hetsika ara-javakanto sy ara-panatanjahantena atao ao amin’ny tanànan’i Sambava izy ity. Ankoatra ny fanandratana ireo tanora misehatra amin’ny fanatanjahantena sy zavakanto amin’iny faritra iny, tanjona ihany koa ny fitondrana vahaolana amin’ny sosialim-bahoaka ao an-toerana. Hisy […]
Mois : août 2024
Erick Manana sy Jenny: « Hisy zavatra ao amin’io fampisehoana io »
15 taona niarahana nihira sy nizarana ny kanto manerana ny firenena maro ihany koa ho an’i Erick Manana sy i Jenny. Ho goavana ny seho. I Erick Manana, efa mandalo matetika. An-taonany maro kosa no tsy niaka-tsehatra niaraka taminy, teto Madagasikara, i Jenny. 15 taona lasa izay no nanombohan’ny fiarahana […]
Fomba malagasy: izay vao tena lehilahy ny zaza rehefa vita didimpoitra
Fomban-drazana nentin’ny mpanjaka Andriamanelo teto Madagasikara ny famorana. Anisan’ ny mampiseho fa tena lehilahy sy ny maha izy azy ny zazalahy kely ny fanaovana azy io. Tanterahana rehefa vanim-potoana ririnina ny didimpoitra eto Madagasikara. Mba tsy hampanano sarotra ny fanasitranana ny fery. Efa hamarana ny vaninandro ririnina ny eto Madagasikara, […]
FANTINA sy FINTINA
Tokony hanao ezaka tsaratsara kokoa ny fitondram-panjakana momba ny olan’ny Jirama, araka ny nambaran’ny filohan’ny FFKM, ny pastora Rakotozafy Denis, teny Anosy, ny alarobia lasa teo, ny amin’ny famatsian-jiro sy rano izay mavesatra amin’izao. Be ny fitaovana simba, ny fiharian-karena tsy araka ny ilana azy ary eo koa ny fahavoazana […]
Antananarivo Renivohitra : hirotsaka ho ben’ny Tanàna Ravalomanana Marc
“Voaraiko ny fangatahana nataonareo mba hirotsahako hodifina ho ben’ny Tanànan’ ny kaominina Antananarivo Renivohitra indray. Efa nilaza taminareo aho fa tsy hiamboho adidy. Efa nanome toky anareo aho fa tsy hamela ny vahoaka malagasy irery. Efa nanambara taminareo aho fa hanokana ny andro sisa rehetra hiainako hanarenana ity firenena malalantsika […]




