Mandray anjara feno amin’ ny fampiroboroboana ny toekarena eto Madagasikara ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana. Miantoka ny famatsiana ny mpiara-belona manerana ny Nosy ary manome lanja ny vokatra malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izy ireo. Tantsaha avokoa ny 75% ny Malagasy ka ampirisihina ny hanatonan’izy ireo ny biraom-panjakana […]
Mois : août 2024
QMM: hatokana ho an’ny sosialy ny 4 tapitrisa dolara isan-taona
Natao omaly, teto Antananarivo, ny fivoriana iombonana tanaty efitrano sy nampitain-davitra teo amin’ny QMM sy ny sehatra voakasika. Nodinihina ny Drafitrasa sosialy (RSE) ataon’ny orinasa. Tanjona ny hanangonana ny soso-kevitra rehetra avy any amin’ny sehatra maro, eken’ny rehetra. Haroso hankatoavina any amin’ny filankevitry ny minisitra avy eo ny votoatiny. Vita […]
Taratry ny kanto
Farakely ao amin’ny Piment Café Behoririka. Elaela indray no tsy niaka-tsehatra izy. Saingy efa nanao safidy tsy hisaraka amin’ny mozika kosa anefa ka manome fotoana ireo mpankafy azy indray anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Ankoatra ireo hirany manokana, hizara ireo hira ankafiziny […]
Iray volan’ny hosodoko: nandrisika tanora maro hiofana amin’ny zavakanto
Tsy teto Analamanga ihany. Nahazoana akony tsara ihany koa ny fankalazana ny « Iray volan’ny hosodoko » tany Atsimo Andrefana. Maro ireo tanoran’i Toliara no resy lahatra ka niroso tamin’ny fandalinana izany. Nandray anjara tamin’ny “Iray volan’ny hosodoko” ihany koa ny tany Atsimo Andrefana. Tsy nitsanga-menatra noho ny fankalazana izay […]
Fitetezam-paritr’ireo mpilalao tantara: hiaka-tsehatra any Moramanga ny Iray Fy’Art
Hitohy any Moramanga indray ny seho an-tsehatra hotanterahin’ireo mpilalao tantara amin’ny onjampeo, Iray Fy’Art. Hotanterahina ao amin’ny Tranoben’ny serasera, Mangoro Ambohibary, Moramanga izany, ny alahady 25 aogositra izao, hanomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Hoentin’izy ireo an-tsehatra amin’izany ny tantara maneho ny fiainana andavanandro sy ny fifanjevoan’ny resa-pitiavana ary koa ny […]




