Tontosa omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny lanonana tsotra nanehoana ireo tanora andiany voalohany hisitraka ny tetikasa tolotrasa ho an’ny tanora mpiasa manana fahaiza-manao manokana na « Projet de recrutement de jeunes travailleurs qualifiés spécialisés » (TQS). Niatrika izany i Kaori Tanaka, solontena maharitry ny Jica eto amintsika sy ireo tale isan-tsokajiny […]
Mois : août 2024
Fanavahana sy fakana fako: natomboka teny amin’ny fokontany Ampefiloha
Natomboka ny faran’ny herinandro teo ny tetikasa andrana ho fanatsarana ny fakana sy ny fitanterana ny fako, ao amin’ny fokontany Ampefiloha. Tafiditra amin’ny tetikasa fanatsarana ny rafi-pitantanana ny fako eto Antananarivo (Gesda) nizany, izay fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana malagasy sy ny fanjakana japonais. Ny volana febroary 2023 no niandoha ny […]
Ambovombe Androy: vita ny foibem-paritra fandrindrana ny asa vonjimaika
Misy fiantraikany mandritra ny taona maro amin’ny mponina any Atsimo ny krizy vokatry ny haintany noho ny fiovan’ny toetr’andro. Hanakaiky vahoaka hitondra vahaolana maharitra ny fametrahana ny CRCou ao Ambovombe. Vita ny fananganana ny ivontoeram-paritra fandrindrana ny asa ho famaliana ny hamehana (CRCou) any Ambovombe Androy, ny herinandro lasa teo. […]
Sombim-baovao
Raha tsy misy ny fiovana, hanainga eto an-tanindrazana hihazo ny Nosy Maurice, ny 15 aogositra ho avy izao, ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika « Ligue des Champions-Caf » izy ireo, ka ny Orlando Pirates avy atsy Afrika Atsimo no hihaona amin’izy ireo. Tafakatra ao amin’ny […]
Basikety U14-BCEST: efa nampoizina ny vokatra
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy U14 lehilahy, ny klioban’ny BCEst (Basket Ball club espoir sportif de Tuléar). Fifaninanana natao tany Mahajanga, ny herinandro lasa teo. Nambaran’ny filohan’ny klioba, i Vital Serge, fa efa nampoizina iny fandresena iny ary tsy nahagaga. Efa ela niomanana ny ekipa ary tena nampitolagaga […]




