Mois : août 2024
Ambalamanasy- Toamasina : Tovolahikely 17 taona namaky trano
Efa notaterina teto amin’ny lahatsoratry ny gazety matetika ny trangana tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitr’ i Betsimisaraka. Lasa mirona any amin’ny fanaovana asa ratsy toy ny famakiana trano sy ny fanendahana ireo tanora sy ankizy, ankehitriny. Saika latsaky ny 17 taona avokoa ny ankamaroan’ireo olon-dratsy ao an-drenivohitr’i Betsimisaraka. Misy aza 12 sy […]
Fahasalamam-bahoaka: handao an’i Madagasikara ny Mercy Ships
Tapitra ny fotoana hiasan’ny Mercy Ships eto Madagasikara. Handao ny Nosy amin’izay ity sambo mpanao asa soa eo amin’ny sehatry ny fahasalamana ity. Enim-bolana izay no nahatongavan’ny sambo Mercy Ships teo amin’ny seranan-tsambon’ i Toamasina. Ankehitriny, miomana hitodi-doha hiverina any amin’ny firenena niaviany amin’izay ity sambo lehibe nisahana ny fahasalamam-bahoaka […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiverina amin’ny alahady 1 septambra izao, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja rugby “Top 12”. Fihaonana telo hatao eny amin’ny kianja Makis, izay tafiditra amin’ny andro fahadimy. Lalao goavana ny an’ny TFA sy ny Tam ary ny Uscar sy UASC Cheminots. Ny Cosfa kosa hifampitana amin’ny Mang’Arts. Hotanterahina […]
« Festival Alefa Parkour »: hizara traikefa i Charles Perrière
Nanomboka, omaly, ary hotohizana hatramin’ny 8 septambra izao, eny amin’ny Parvis Hôtel de Ville Analakely ny andiany fahatelo amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Parkour. Hifanindry an-dalana amin’izany ny andro olympika, izay hatao eny Analakely ihany koa, ny 31 aogositra sy 1 septambra. Hatolotra amin’io fotoana io ireo atleta malagasy […]




