Hanomboka, anio, any Toliara, ny fifaninanana “Tournoi de Capricorne”, taranja Judo. Anisan’ny klioba mandray anjara, ny COSTM izay klioba matanjaka any Toliara. Vonona tsara ary efa ela nanomanana ireo mpikatroka eo anivon’ny ity klioba ity, araka ny nambaran’ny filohany. Mpikatroka manomboka amin’ny sokajy Poussins hatramin’ny Seniors, 31 mianadahy no misolo […]
Mois : août 2024
Tsipy kanetibe – «Masters 2024»: tsy manao «Final four» ny ekipa malagasy
Ratsy ny vokatra azon’ny ekipam-pirenena malagasy, tamin’ny “Masters 2024” taranja tsipy kanetibe. Resy in-telo teo amin’ny dingana fahatelo izy ireo. Vokany, tsy tafiditra ao anatin’ireo ekipa efatra hiatrika ny “Final Four”. Tapitra teo amin’ny dingana fahatelo ny lalan’ny ekipam-pirenena malagasy, eo amin’ny fiadiana ny “Masters 2024”, taranja tsipy kanetibe ho […]
INDRAY MIJERY
Fitokanana trano mora. Hatomboka any Nosy be, ny volana septambra izao, ny fitokanana ny trano mora ataon’ny fitondram-panjakana eto amin’ny Nosy. “Tohizana ao Morondava, Antsirabe, Imerintsiatosika ary faranana ao Toamasina izany”, hoy Andriamanohisoa Gerard, avy ao amin’ny SENVH. Fomba telo no handoavana ny vidin’ny trano. Misy azo aloha ao anatin’ny […]
Hetsika ara-tsosialy: nahazo fanampiana ny manana fahasembanana
Nanome fanampiana ara-bola ho an’ireo olona manana fahasembanana sy sahirana ny “groupe axian”, omaly, tetsy Andraharo. Nisitraka ny tolotra ireo olona manana fahasembanana sy sahirana monina eto Antananarivo sy ny manodidina. “Nanokana fotoana kosa izahay androany mba hahafahana miresaka momba ny fahasahiranana misy eo amin’ireo olona manana fahasembanana ireo”, hoy […]
« Salon de l’Espa » : Tanjona ny hanampiana ireo mpianatra
Nanomboka, omaly, ary hifarana rahampitso etsy amin’ny Parvis Analakely ny “salon de l’Espa”, andiany faharoa. Hetsika natao hanampiana ireo ankizy malagasy maniry ny hianatra eny anivon’ity sekoly ambony ity. «Tanjona ny hisian’ny fifaneraserana eo amin’ny mpiara-miombon’antoka sy ny sekoly ary ny mpianatra mba hahafahana mijery ny zavatra azo tohanana arakaraka […]




