Namoaka ny tatitra fanaony isan-taona ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly, Bianco, omaly. Toy ny mahazatra, ireo minisitera fototra no tena aharaisana fitarainana maro. Tontosa, omaly, teny amin’ny foiben’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco), Ambohibao, ny lanonam-panjakana nanolorana ny tatitry ny asa vita momba ny ady amin’ny kolikoly nandritra […]
Mois : août 2024
Teslatra
Hitan’ny fokonolona nanao fanadiovana tao anaty tatatra ny fatin-jaza iray, teo Anosizato-Atsinanana, omaly. Mbola nisy tadim-poitra io zaza io saingy efa simba tanteraka. Ahina ho narian’ny reniny izy. Mandray an-tanana ny fanadihadiana ny polisim-pirenena eo anivon’ny CSP5. Niara-maty novonoin’ny olon-dratsy ny mpivady mpiambina tanàna tao amin’ny fokontany Ambatolambo, kaominina Mananjary, […]
Ambanja: Congolais enina tra-tehaka
Congolais miisa enina nosamborin’ny zandary tao Ankatafahely, kaominina Ambanja, ny 2 aogositra teo. Nipetraka tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray tao an-toerana izy ireo. Nikasa hiondrana antsokosoko hihazo ny nosy Mayotte. Nanao ny fisavana ny mpitandro filaminana ka tsy nahitana antontan-taratasy mazava teny amin’izy ireo. Renim-pianakaviana iray, 35 taona, niampy ireo […]
Nifanenjehan’ny fokonolona: dahalo roa lahy lavon’ny bala
Maty voatifitry ny mpanara-dia ny dahalo roa lahy ikoizana amin’ny fanafihana mitam-piadiana tao amin’ny fokontany Ankaramihely, kaominina Analalava, afakomaly. Intelo nitrangana fanafihana tao amin’io tanàna io. May ny trano roa, voaroba ny omby miisa sivy, ny 12 avrily lasa teo. Lasan’ny dahalo indray ny omby valo ny volana jolay. Namerina […]
Ambatoroka: nipotsaka ny atidohan’ilay mpitondra moto
Nandriaka ny ra! Niparitaka teo amin’ny arabe ny atidohan’ny lehilahy iray nitondro moto voahitsaky ny kamiao teo Ambatoroka, omaly. Voahitsaky ny kamiao, niparitaka tamin’ny arabe ny atidohan’ny raim-pianakaviana iray tra-doza teny Ambatoroka, Boriborintany faharoa, omaly tolakandro. Saika isan’andro tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana ateraky ny fandehanana mafy sy ny tsy […]




