Fandaharanasa iray hitilina ireo tanora mpanakanto manan-talenta ny “Goethe Talents”. Hihazo an’i Allemagne ireo notsongaina manokana, ka anisany i Antsiva Andriamasimanana, izay hisolotena an’i Madagasikara. Valin’ny asa sy ny ezaka. Samy nahatsapa avokoa ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny mozika, izay naharaka ny lalan’i Antsiva Andriamasimanana. Mendrika ho azy, araka izany, ny […]
Mois : août 2024
Fitiavana sy fialamboly: maharisika ny maro ny manofana alika ho haingon-trano
Efa manomboka mirona amin’ny fiompiana alika tsara karazana (chien de race) ny Malagasy ankehitriny, raha ny zava-misy. Somary lafo ny fikarakarana azy ireny fa tsy mahasakana ny olona hiompy sy hikararaka azy izany noho ilay fitiavana ao anaty. “Maharesy lahatra ahy hiompy chien de race ny fitiavana alika efa hatramin’ny […]
Fantina s fintina
Mitaky ny hanadihadiana ny tale kabinetra teo aloha, eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, Andrianarisoa Romy, ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny. “Tokony hotanterahina eto Madagasikara izany rehefa nohelohin’ny fitsarana britanika izy satria raharaha kolikoly sady tratra ambodiomby”, hoy izy. Navoakan’ny depiote Ratsiraka Roland tao amin’ny pejy facebook fa maro ireo mangataka azy […]
Valala any an-danitra
Amin’ity herinandro ity, hono, amin’ny herinandro ambony, hono! Asa izay marina fa dia samy manana ny filazany ny olona mahakasika ny ho fijoroan’ny governemanta vaovao. Ny azo antoka, efa tsy ho ela satria eto Madagasikara ny filohan’ny Repoblika. Izy izay tompon’ny teny farany amin’ny zava-drehetra. Raha ny tsilian-tsofina re, anatin’ny […]
Depiote Tim: “Hita taratra ny tsy fahaiza-mitantana”
Namatrapatratra avokoa ireo depiote avy amin’ny Tim, manoloana ny olana sosialy. Anisan’izany i “Del kely”, raha niresaka ny momba ny Jirama. “Aoka tsy hatao tahaka izao ny vahoaka. Aotra ny tolotra. Potika avokoa ireo fitaovana any an-tokantrano ary simba ny fihariana nefa mbola hosaziana indray koa ny vahoaka… Tena hita […]




