Mois : août 2024

CNEC : Ambatolaona Zandary 69 nahazo “brevet”

Nifarana omaly ny fiofanana «Commando Apinga» nata­on’ireo zandary teo anivon’ny FIGN sy ny GSIS Ivato, teny amin’ny foibem-pirenena fiofanana «Commando Amba­to­laona na CNEC, an’ny Tafika Malagasy eo anivon’ny Bataillon voalohan’ny mpilatsaka an’elonaina. Misokatra ho an’ireo hery rehetra amin’ny famolavolana ireo mpitandro filaminana ho lasa Commando ny CNEC Ambatolaona. Araka izany, […]

Fofifa : mitaky ny hialan’ny tale jeneraly ireo mpiasa

Tapitra ny fe-potoana 72 ora nomen’ireo mpiasan’ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) hialan’ny tale jeneraly am-perinasa. Miroso amin’ny fitokonana faobe ireo mpiasa. Mitokona sy mitaky ny fanesorana ny tale jeneraly am-perinasa ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) ireo mpiasa manerana ny Nosy taorian’ny fe-potoana 72 ora […]

VAOVAO TAMBATRA

 Milanja 495 taonina ireo vokatra kafe naondran­tsika ny taona 2020 raha toa ka nahatratra 43 587 taonina izany ny taona 1999. Tsy nitsahatra mito­tongana ny famokarana. Manoloana ireo olana sedrain’ny mpamokatra sy ny lalam-pihariana. Nijery vahaolana maharitra hametrahana ireo paikady ho­entina hampiroboroboana ny seha-pihariana sy ny sehatra ara-barotra ny minisiteran’ny […]

Base Toliara : tsy manelingelina ny jono ny fiantsonan’ny sambo

Anisan’ny nanatrika ny fakana ny hevitry ny vahoaka, mahakasika ny Fanadiha­diana ny fiantraikan’ny tetikasa ara-tontolo iainana (EIE), natao ny taona 2013-2015 tany Toliara, i Emmerand Joseph, mpikambana ao amin’ny fikambanana Akio Viko. Noraisin’ny Base Toliara da­holo ny fanehoan-kevitra sy ny ahiahin’ny mponina. Efa nanome toky ny orinasa fa tsy hanakana […]

Faritra arovana an-dranomasina : hampitomboina 2,5 tapitrisa ha ny velarana

Hampitomboina 2,5 tapitrisa ha ny valan-javaboary an-dranomasina sy amorontsiraka harovana ho an’ny taona 2026 raha toa ka 1,5 tapitrisa ha. Voakasika ao anatin’izany ny faritra avaratra andrefan’i Madagasikara misy ireo nosy kely marobe. Ny avy eo Maintirano mipaka any Toliara ary ny eo Toliara hatrany Taolagnaro. Izy ireo izay ahitana […]