Hita novonoina tamin’ny fomba feno habibiana ny raim-pianakaviana iray tao Antevialabe, fokontany Ambatolampy, kaominina ambanivohitr’i Maroseranana, ny alahady 25 aogositra lasa teo. Nahazo antso ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Fetraomby momba ny fisian’ity raim-pianakaviana hita faty ity. Nidina haingana teny an-toerana ka voamarina tokoa izany. Nisy namono tao amin’ny […]
Mois : août 2024
Kilan’ny afo tao an-trano: telo mianaka niara-maty
Niara namoy ny ainy tao anatin’ny haintrano izy telo mianaka, omaly, teny Andohalo. Lasa lavenona, tsy nisy azo noraisina koa ny entana rehetra tao an-trano. Tsy fantatra ny nahatonga ny afo. Ny akanjo teny an-koditra sisa! Nitrangana haintrano namoizana ain’olona telo mianaka teny Ambatobevanja, fokontany Andohalo, omaly tamin’ny 2 ora […]
28 aogositra 2024
Tir en l’air du 28 août 2024
La filière vanille se renforce: Nombre croissant d’exportateurs agréés
La campagne 2024-2025 s’annonce prometteuse pour la filière vanille à Madagascar, avec une augmentation du nombre d’exportateurs agréés. Le ministère de l’Industrialisation et du commerce a validé 123 exportateurs, contre 96 l’année précédente. Parmi les nouveautés de cette campagne, la participation active des coopératives constitue un changement majeur. Désormais, elles […]




