Mois : août 2024

Potika ny lohany: lehilahy maty nitifi-tena

Tsy fantatra ny zava-nisy marina nahatonga ny tovolahy iray nitifi-tena, omaly. Basy efa nirefodrefotra no nanaitra ny mpiray tanàna. Ny basin-drainy no namonoany tena. Nandriaka ny ra, lehilahy 18 taona maty nitifitra ny tenany tamin’ny ba­sy tao Ambatoafo, distrikan’i Sambava, ny 19 aogositra teo. Nijanona irery tao amin’ny trano fonenany […]