Hanao fivoriana miaraka tsy ho ela ny ekipan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny USAID hamaritana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Io no tapaka nandritra ny fitsidihana nataon’izy ireo, notarihin’ny tale jeneraliny, Michelle Russell, teny amin’ny foiben-toeran’ny minisitera Ampefiloha, omaly. Nandray azy ny minisitry ny Fampianarana […]
Mois : septembre 2024
Taom-piofanana 2024-2025 : niakatra ny tahan’ny mpianatra miditra amin’ ny sekoly teknika
Nosokafana omaly, teny amin’ny toeram-pianarana teknika eny Mahamasina, ny taom-piofanana 2024-2025, niarahana tamin’ny minisitra mpiahy, Rasoloarisoa Marie Marcelline, sy ny mpiara-miasa aminy. Nampahatsiahivin’ny minisitra ny mpianatra sy ny mpiofana fa tsy diso safidy izy ireo nanatona ny toeram-panofanana teknika satria miankina amin’ny fahaiza-manao entin’izy ireo eny anivon’ny tontolon’ny asa ny […]
Ambatovy: Ankizilahy ny 25% amin’ireo hisitraka vatsim-pianarana
Novelarina amin’ny tovoloahy ny fisitrahana ny fandaharanasa fanomezana vatsim-pianarana ho an’ireo mpianatra mendrika ao amin’ny ambaratonga faharoa eo anivon’ny faritra hiasan’Ambatovy. Manomboka izao, hahatratra 25% ireo ankizilahy hisitraka izany raha toa ka laharam-pahamehana hatrany ny ankizivavy. Vatsim-pianarana 600 ho an’ny mpianatra 243 no efa nomen’Ambatovy mba hahafahan’izy ireo manohy fianarana. […]
Jono: Ambany ny taham-pamokarana eto amintsika
30 000 taonina isan-taona monja ny vokatra trondro eto Madagasikara raha tokony ho 160 000 taonina izany. Niakatra 7 kilao isan’olona, isan-taona, nanomboka tamin’ny herintaona ihany koa ny tahan’ ny fihinanana trondro eto amintsika, raha toa ka manodidina ny 3,5 kilao izany taloha. Na izany aza, mbola ambany io taha io, izay […]
Multiple Indicator Cluster Survey (MICS) 7: tokantrano 21 000 hanaovana fanadihadiana
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny andiany fahafito amin’ny “Fanadihadiana ny toe-piainan’ny ankizy sy ny vehivavy – Multiple Indicator Cluster Survey (MICS 7)” izay atao anatin’ny efa-bolana ka hahafahana manangona tondromarika ho an’ny famolavolana ny tetikasam-pampandrosoana. Tanterahina amin’ity taona 2024 ity, manomboka ny volana septambra ka hifarana ny volana desambra, […]




