Naiditra am-ponja vonjimaika ao Mahajanga ireo Malagasy roa voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fanaovana trafikana zava-mahadomelina mahery vaika. Mbola ao anatin’ny fanadihadiana kosa ny teratany maorisianina iray tratra niaraka tamin’izy roa lahy ireo. Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Mahabibo (CSP2) sy ireo sampana miady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina ao Mahajanga, […]
Mois : octobre 2024
Variana nanangon’entana : jiolahy tratra teo am-pamakiana trano
Noraisim-potsiny! Tratra teo am-panangonan’entana ireo jiolahy namaky tranon’olona tao Soamanandray, kaominina ambanivohitr’Anosiala, distrikan’Ambohidratrimo, ny sabotsy vao maraina. Tsy tao an-trano ny tompon-trano ka niditra antsokosoko ireto olon-dratsy. Efa-dahy ry zalahy no mpiaraka manao asa ratsy toy izao. Roa lahy nibata avy ao an-trano raha mandray izany eo an-tokotany kosa ny […]
Taxi-be 119 nivadika : zaza 6 taona ny iray tamin’ireo telo maty
Potika tanteraka ny taxi-be 119 iray tra-doza teny amin’ny lalam-pirenena fahafito. Telo mianaka niara-maty. Niara-maty niharan’ny lozam-pifamoivoizana ny zaza 6 taona, vehivavy iray sy ny mpamily tao amin’ny fokontany Andriambilany, distrikan’Ambatolampy, ny sabotsy 19 oktobra teo. Fianakaviana avokoa ireto nandeha fiara spécial ireto. Namonjy lanonana tany Antsirabe izy ireo ka […]




