Le ras-le-bol à son comble se généralise et explose dans plusieurs localités de la Capitale, face à l’absence de solution alternative proposée par la Jirama, pour résoudre les problèmes de l’électricité et de l’eau ou néanmoins réduire la durée et les coupures. Même le chef d’Etat se demande ce qui […]
Mois : octobre 2024
AMBARAO Sahondra « La corruption : la décourager ou la punir »
Fandaharanasa Masterclass : hampitana ny voka-pikarohana
Hanohana ny fikarohana siantifika sy hanampy amin’ny fampitana izany ho an’ny daholobe ny Telma Madagascar sy ny Axian University amin’ny alalan’ny fandaharanasa Masterclass. « Tanjona ny hampiroboroboana ny seraseran’ireo voka-pikarohana sy hanampiana ireo mpikaroka hampahafantatra izany », hoy ny tomponandraikitry ny Telma, Randrianjatovonarivo Mamy Henintsoa. Noho izany, manao fiofanana mandritra ny roa […]
VAOVAO TAMBATRA
Hiroso amin’ny fampihodinana tsikelikely ny famokarana ataony ny orinasa Ambatovy rehefa niato nandritra ny iray volana mahery, noho ny fahavakisan’ny fantsona mpitatitra akora mampitohy ny fitrandrahana ao Moramanga sy ny orinasa ao Toamasina. Nitaky asa betsaka ireo fanarenana ireo, anisan’izany ny fanamarinana ny hamafisan’ny fantsona. Tsiahivina fa vaky ny 25 […]
Toekarena manga : antoky ny takalo ara-barotra
Hatolotra mialoha ny filankevitry ny minisitra, anio, ny fikasana ho fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa, ho fampiroboroboana ny fikarohana ny ranomasina sy ny harena ao aminy. Tanjona ny hampandrosoana ny toekarena manga eto amintsika. Mandray anjara 80% amin’ny fifanakalozana ara-barotra maneran-tany ny ranomasina. Fonenan’ny 80% ny zavamananaina eto ambonin’ny tany koa izy ary […]




