Réseaux de spoliateurs, réseaux de trafics, réseaux de kidnappings, réseaux de vols…c’est tout un réseau que l’Etat doit démanteler pour garantir la sécurité dans le pays et afin de permettre à la population de dormir sur les deux oreilles. Pour en venir à bout, il faudra la collaboration, mais surtout […]
Mois : octobre 2024
Assemblée nationale : le débat n’est pas clos !
La réunion à huis clos entre les députés et la ministre de l’Economie et des Finances (MEF), Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison, s’est tenue hier à Tsimbazaza. La communication officielle est attendue. Aucun communiqué ni de compte rendu officiel, il est interdit de diffuser des informations ou des renseignements filtrés des débats […]
TARATRY ny KANTO
Tanterahina anio hariva, eny amin’ny Tana Hotel Boutique Antaninarenina, ny fampisehoana “Jazz Night”. Ireo sangany eo amin’ny gadona Jazz eto Madagasikara no hanafana ny sehatra mandritra izany fampisehoana izany. Anisan’izany i Solo Andrianasolo, Sanda Ranaivosoa, Tsitohaina Ratsimba ary i Sitraka Ranaivosoa. Hiavaka kely ny seho eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo, […]
Herinandron’ny Havàtsa-Upem: hisongadina ny tontolon’ny haisoratra sy ny literatiora
Hanomboka ny 22 hatramin’ny 26 oktobra izao ny Herinandron’ny Havàtsa-Upem, 2024. Hisy, araka izany, ny hetsika ara-kolontsaina maro hanamarihana izany etsy amin’ny Efitrano Dox Tranombokim-pirenena Anosy. Hanasongadinana sy hanandratana bebe kokoa ny tontolon’ny haisoratra sy literatiora malagasy ny hetsika. Maro ny hetsika homarihana mandritra izany. Natokana sy hanasana ny rehetra […]
Malala Andrialavidrazana: mampiranty ny kantony ao amin’ny Palais de Tokyo, ao an-drenivohitr’i France
Misongadina ao amina toeram-pampirantiana malaza maneran-tany indray ny sanganasan’ny Malagasy. Mizara ny « Figures » ho an’ireo mpitsidika ny Palais de Tokyo, ao Paris, i Malala Andrialavidrazana. Tena hoe goavana. Tamba-tsary mahatratra 60 metatra ny lavany ary 6 metatra kosa ny lavany no harantin’i Malala Andrialavidrazana, ao amin’ny Palais de Tokyo, ao […]




