Mois : octobre 2024

Mihorohoro ny ray aman-dreny : iharan’ny herisetran-jiolahy ireo mpianatra

Taorian’ny naharavan’ny polisin’ny Fip ireo tambajotran-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana ao Toamasina, ireo mpianatra indray no iharan’ny herisetra ataon’ireo olon-dratsy. Mihorohoro manoloana izany ny ray aman-drenin’ny mpianatra. Ny alarobia tolakandro teo, nandritra ny fotoana firavan’ny mpianatra, teo amin’ny rond-point Tanamakoa Toa­masina, nisy andian-jatovo maromaro naka an-keriny ny kitapon’ny mpianatra. Lasan’ireo mpandroba […]

Andranomadio : lehilahy iray tratra teo am-pivarotana cocaïne

Voasambotry ny zandary ny lehilahy iray mpanao trafikana zava-mahadomelina (cocaïne) tao amin’ny fokontany Andra­nomadio, Plle 11/43 Toamasina, ny talata teo. Taorian’ny angom-baovao voarain’ny zandary, voamarina tokoa ny toerana misy ity jiolahy ity. Niroso tamin’ny fisavana ny trano misy azy ny zandary. Nandritra izany no nahatrarana cocaïne milanja 10 grama fa […]

Iray maty, telo naratra: fiara nilatsaka tanaty hantsana

Olona roa niara-maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana. Lehilahy iray teny Imerinkasinina, vehivavy teratany vahiny tetsy Tsarasaotra. Telo maratra, manaraka fitsaboana hatramin’ny omaly. Maty tsy tra-drano ny tovolahy vao erotrerony ary telo mianadahy naratra mafy teny Ime­rinkasinina, ny harivan’ny alarobia teo, tamin’ny 4 ora tolakandro. Niaraka samy mpinamana ireo tanora efatra mianadahy. “Nahita […]

Madagascar et le régionalisme économique : Entre Opportunités et Défis

À l’heure où la mondialisation redéfinit les relations économiques, Madagascar se trouve à un carrefour crucial. En s’engageant dans le régionalisme économique, le pays peut tirer parti de nouvelles opportunités tout en naviguant à travers des défis notables. Un nouveau souffle pour l’économie L’un des principaux atouts de Madagascar dans […]