Taorian’ny fanambaran’ny filoham- pirenena, Rajoelina Andry, nijoro ny 9 oktobra teo ny rafitra manokana Vondrona fibaikona sy fanaraha-maso, hamaha ny olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo sy ny manodidina, amin’izao vanim-potoan’ny maintany izao. Hita ao anatiny ny avy amin’ny minisiteran’ny Rano, ny fanadiovana sy ny fidiovana (MEAH), ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy […]
Mois : octobre 2024
Ankarafantsika : novatsiana fitaovana miaro amin’ny afo ny mpisafo ala
Anisan’ny tena marefo amin’ny doro ala ny Valanjavaboahary Ankarafantsika. Nohamafisina ny fiarovana amin’ny afo sady nampitaovana ny mpisafo ala. Toerana saro-pady amin’ny afo ny any Mahajanga, toy ny Valanjavaboahary Ankarafantsika. Nanolotra fitaovana sy kojakoja ho an’ny mpisafo ala ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra, i Max Andonirina […]
INDRAY MIJERY
Nihaona tamin’ny filoha tale jeneralin’ny MSH, Mariana Wentworth, ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Randriamanantany Zely. Nidinika ny hanatsarana hatrany ny sehatry ny fahasalamana eto Madagasikara ny roa tonta. Zo fototra maha olona ny fahasalamana ka laharam-pahamehan’ny fitondram-panjakana. Nampahatsiahy ny antokondraharaha misahana ny fitaterana an-tanety ho an’ireo fiara tsy ahitana takelaka misy […]
Faritra Sava : tokantrano 5 163 nisitraka tantsoroka Tsimbina
Manohy ny fitetezana ny tapany avaratry ny Nosy ny minisitry ny Mponina sy ny firaisakina, Razafinjato Aurélie. Nizara ny tantsoroka Tsimbina, andiany faharoa, ho an’ny tokantrano miisa 5 163 any an-toerana ny tenany. Tao amin’ny distrikan’Antalaha, ny 2 254 tamin’ireo ary tao amin’ ny distrikan’i Sambava kosa ny tokantrano 1 […]
Antanimora : mianatra teny vahiny ny voafonja
Manohana ny tanora mifonja eny Antanimora ny tetikasa «Tohanako». Tarigetra ho azy ireo ny hamolavola ara-tsaina sy ara-tsakafo, ary hisehatra amin’ny fanabeazana ho an’ireo voafonja. Nanolotra fanampiana ara-tsakafo sy masomboly izay ilaina, indrindra ho an’ny toeram-pamonjana ny tetikasa. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, ny herinandro teo, ny fampianarana teny vahiny ao […]




