Hatao ny 23 novambra izao, eny amin’ny Henri Fraise Ankorondrano, ny fifaninanana Tournament, -71 kg sy -60 kg, taranja Muay Thaï. Mety hisy ihany koa ny ady ho an’ny sokajy maherin’ny 100kg raha ny fandaharam-potoana efa heno. Nitohy ny faran’ny herinandro teo, rehefa nisy fiatoana kely, ny fifaninanana “Fety de […]
Mois : octobre 2024
“Youth Camp 2024”: efa any Cameroun i Yvan sy i Ulrick
Efa nigadona any Douala Cameroun, omaly, ny Malagasy mpilalao, sokajy zazalahy, i Hanaffy Ivan Abdoul sy Rakotozafy Tsiory Ulrick. Izy roa lahy ireo no hisolo tena an’i Madagasikara mandritra ny “Fiba Africa Regional Youth Camp 2024”. Fiofanana basikety ho an’ny mpilalao sangany aty Afrika latsaky ny 18 taona, hatao ny […]
« Can 2025 »: Vonona handresy an’i Gambie ny Barea
Hiverina hiakatra an-tsehatra, anio, any Maroc, indray ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar sy ny Scorpions Gambie. Hiankina amin’io lalao io ny hoavin’ny Barea amin’ny fandraisana anjara amin’ny “Can 2025”. Mitana ny laharana farany izy ireo hatreto. Hotanterahina, anio, ao amin’ny Kianja El Abdi Maroc, ny lalao miverina hifandonan’ny ekipam-pirenena malagasy, […]
Kolontsaina malagasy : nanana ny maha izy azy ny taovolo
Anisan’ny endrika ivelany ahafantarana ny maha izy azy ny olona iray ny taovolony, indrindra ho an’ny Malagasy fahiny. Kanto ary nireharehany ny fananana izany. Somary very anefa izany ankehitriny noho ny antony maro. Mibahan-toerana eo amin’ny Malagasy ny taovolo. Mirakitra sy maneho ivelany ny zavatra mitranga ao anaty olona iray […]
FANTINA sy FINTINA
Niaiky ny filoha nasionalin’ny Freedom, Rakotondrazafy Lalatiana, fa tena potika sy matiantoka ireo orinasa madinika sy salantsalany noho ny delestazy. “Eo am-panaovana ny voloko mihitsy aho no tapaka ny jiro. Sahirana ireo orinasakely amin’izao fahatapahan-jiro isan’andro izao”, hoy izy. Manantena anefa ny tenany fa hahita vahaolana ny filoha Rajoelina. Nitaraina […]




