Mois : octobre 2024

Solutions contre les délestages et la pénurie d’eau: intervention très attendue de Andry Rajoelina

Les délestages et le problème d’approvisionnement en eau, persistent au grand dam de la population, sans compter la perte économique importante pour les entreprises confrontées à des retards de production. Combien de temps cette situation va-t-elle durer et quelles mesures adopter ? Le président de la République, Andry Rajoelina dévoile […]

Banky iraisam-pirenena : nojerena ifotony ny fotodrafitrasan’ny lalana

Manohana ny fanarenana ny lalam-pirenena ny Banky iraisam-pirenena, indrindra ny be mpampiasa, toy ny RN2, RN4, RN6 ary ny RN7. Nitsidika ny fizotry ny asa ny irak’ity mpamatsy vola iraisam-pirenena ity, ny faran’ny herinandro teo, niaraka tamin’ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore. Nanombohana azy ny toby fandanjana ny […]

Lavanila : laharam-pahamehana ny tombontsoan’ny mpamboly

Hatao mangarahara ny fitantanam-bola eo anivon’ny filankevi-pitantanan’ny kaomisionina momba ny lavanila (CNV). Jerena manokana ny tombontsoan’ny tantsaha hanatsarana ny sehatry ny lavanila eto Madagasikara. Voaresaka nandritra ny fivorian’ny filankevi-pi­tantanan’ny kaomisiona momba ny lavanila (CNV), omaly, ny fitantanana mangarahara ny vola sy ny fomba hanatsarana ny sehatra miainga avy any amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Olona mifefitena no anarana akademika fiantsoana ny olona manana toe-tena autiste, araka ny nambaran’ny filohan’ny fikambanana Autisme federation Madagascar izay ivondronan’ny fikambanana 10 misehatra amin’ny fanabeazana ireo ankizy mifefitena eto amintsika. Efa miasa amin’ny faritra dimy ny Vovonana amin’izao fotoana. Nandray ny mpikambana ao amin’ny biraon’ny sendikàn’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fampianarana […]

EPP Maibahoaka-Talatamaty : nahazo efitrano fianarana enina vaovao

Vita ny fananganana ny efitrano fianarana vaovao eo anivon’ny EPP Maibahoaka, kaominina Talatamaty. « Se­koly faha-25 notohanan’ny fondation Viséo ny eny Mai­bahoaka ary nanome vola ampahany namitana ny asa koa ny Groupe Enac, miorina sy miasa eny Talatamaty, nampiseho fahavononana ha­nampy ny mpiara-belona », hoy ny tomponandraikitra ao amin’ny fondation Viséo, Ralaiarizaka […]