Mois : octobre 2024

Baolina kitra, vehivavy – « Cosafa » : Vondrona « B » ny misy an’i Madagasikara

Notontosaina, omaly, tany Johannesburg Afrika Atsimo, ny antsapaka ahafantarana ireo mpiray vondrona amin’ny fifanintsanana baolina kitra, sokajy vehivavy, ho an’ireo firenena aty amin’ny faritra Afrika Atsimo Atsinanana “Cosafa 2024”. Ao amin’ny vondrona “B” ny misy ny ekipam-pirenena Barea de Mada­gascar. Hifandimby hihaona amin’ny ekipantsika amin’ izany i Malawi, Botswana ary […]

Fanatanjahantena : hisy fiofanana ho an’ny mpanazatra

Tonga nitsidika ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Marson Moustapha Abdulah, ny alatsinainy lasa teo, tetsy amin’ny biraony, Ambohijatovo, ny masoivo­hon’i Allemagne miasa eto Madagasikara, Oliver Knoerich. Nifampiresaka mahakasika ny fampivoarana ny fanatanjahantena sy ny tanora izy ireo tamin’izany. Nisy ny vina izay napetraka ka anisany ny hisian’ny […]

TARATRY ny KANTO

“Tontolo Toly”, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Anio manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ilay velakevitra iarahana amin’i Toly, mpanoratra sy poeta. Ho avy hifanotrona aminy ireo namany ao amin’ ny Faribolana Sandratra, ahitana an-dry Ranoe, Zo Maminirina, Tsitohery, sns. Eo ihany koa ireo mpanakanto efa niara-niasa taminy toa an’i Tovo […]

“Lecture en rire tours 2024” : mampifandray ny hatsikana sy ny vaky boky

Tanterahina, anio, eny amin’ny Trano famakiam-boky Amboditsiry, ny “Lecture en rire Tours 2024”. Hetsika mam­pifandray ny hatsikana sy ny vaky boky izy ity. Tsy ny hatsikana irery ihany fa misokatra amin’ireo zavakanto maro samihafa koa ny hetsika. Ny Fitaleavana misahana ny haikanto, kolontsaina sy vakoka ary fiainam-piarahamonina, eo anivon’ny Kaominina […]