Mois : octobre 2024

Alakamisy-Anosiala : nandoa ra, lehilahy hita faty tao an-tranony

Namoy ny ainy irery tao an-tranony, lehilahy iray hita faty tao amin’ny fokontany Anja­namasina, kaominina Anosiala, distrikan’Am­bohi­dra­trimo, omaly. Nitaraina ho marary vavony tamin’ny reniny io lehilahy io ny harivan’ny alatsinainy 30 septambra. Nandoa ra anefa izy tamin’io fotoana io. Nandroso alina ny andro ka samy natory kinanjo tsy nisy aina […]

namono ramatoa 66 taona : Atidoha nikotrika ilay mpiandry omby

Niakatra fampanoavana ny alatsinainy teo ny raharaha momba ny fanolanana niharo vono olona tao amin’ny fokontany Ambohitsinindriana, kaominina Ambohitrambo, distrikan’Arivonimamo. Vokatry ny angom-baovao nataon’ny mpitandro filaminana nanao famotorana, ilay mpiandry omby no tompon’antoka tamin’io vono olona io. Nampiditra ny jiolahy tao an-tranon’ilay ramatoa 66 taona, izay mpampiasa azy. Nanamparan’ireo tsy […]

Trano 14 lasa lavenona : ady mivady niafara tamin’ ny fahamaizana tanàna

Nikasa hanondraka menaka mangotraka am-badiny ilay ramatoa kinanjo nandoro ny moto tao an-trano izany. Nirehitra avokoa ny tanàna manodidina. Nitrangana haintrano indray tao Mangarano Toamasina, parisela 11/46 carreaux faharoa, ny alatsinainy alina teo. Araka ny tatitra nampitain’ny lehiben’ny Sampana mpamonjy voina ao Toamasina, ny Kly Charles Désiré, niainga avy tamina […]