Mois : octobre 2024

Andilamena : dahalo roa lahy maty voatifitra

Dahalo roa lavon’ny zandarimaria tao amin’ny fokontany Berorefo, kaominina Andilamena, ny alin’ny alahady 27 oktobra lasa teo. Naharay fampitam-baovao avy amin’ny tsara sitrapo ny mpitandro filaminana fa noroasin’ny dahalo ny omby ka mandalo ny tanàna ao Ambodifamelona izy ireo. Nanidy ny kizo ahina handosiran’ireo olon-dratsy avy hatrany ny zandary. Nitondra […]

Nisoloky 9 000 000 Ar: naiditra am-ponja ilay mpangalatra Mvola

Niakatra fampanoavana, omaly, ny lehilahy iray mpangala-bola anaty finday. Norobainy ny lelavola 9 000 000 Ar tao anaty kaontin’olona. Naiditra am-ponja vonjimaika izy. Voasambotry ny polisy misahana ny heloka ana habaka “Cybercri­mi­na­lité”, ny lehilahy iray mpan­galatra vola anatin’ny puce, tetsy Behoririka, ny 25 oktobra teo. Tompona puce iray very nametraka fitarainana teny […]