Embaña, fiteny avy any amin’ny foko Sihanaka any, izay midika hoe “elatra” raha avy ao afovoan-tany no nosafidian’i Nirihaja, Tiavina, Haingohaja, ary Kalo Fanomezana, izay samy mpikambana eo anivon’ny Faribolana Sandratra, ho lohatenin’ny seho izay hotanterahin’izy ireo ao amin’ny CGM/GZ Analakely, ny sabotsy 26 oktobra 2024 amin’ny 3ora tolakandro. Ao […]
Mois : octobre 2024
Festival Jerijery: hetsika ara-kolontsaina any Vavatenina
Hatao ny 30 oktobra hatramin’ny 3 novambra ho avy izao, any Vavatenina, faritra Analanjirofo ny «Festival Jerijery». Nambaran’i Tovy Carinah, fa mampiavaka an’ity andiany faha-20 ity ny maha hetsika ara-kolontsaina Betsimisaraka azy, indrindra ny vakodrazana. Mahatratra 1 tapitrisa Ar ny loka ho an’ny voalohany amin’ny fifaninanana. Hisy koa ny hetsika […]
Mila mandray andraikitra : mihalefy ny hira milamina
Amin’ny ankapobeny, mizara roa ny hira na ny gadonkira faheno andavanandro. Ny mihetsiketsika sy ny milamindamina. Niainga teo amin’ny taona 2000, nihazakazaka be ny fivelaran’ny hira mihetsika raha ny mifanohitra amin’izany ny hira milamina… Kanefa, maro mpitia izy io ! Nandritra ny fampisehoana «Mandrapihaona» notontosain’i Voahangy tao amin’ny CCEsca Antanimena […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina any Accra Ghana, ny 9-10 novambra ho avy izao, ny fifaninanana afrikanina, Rugby Africa Women’s Sevens, sokajy vehivavy, lalaovin’olona fito. Ao amin’ny vondrona « B » no misy an’i Madagasikara, i Kenya sy i Ghana mpampiatrano ary ny nosy rahavavy Maurice. Nisongadina tanteraka, ny fandresen’ny ekipa espaniola, FC Barcelone, ny alarobia […]
Kitra – Filarahana FIFA : voasongon’i Comores i Madagasikara
Taorian’ireny vokatra azon’ny Barea de Madagascar nandritra ny andro fahatelo sy fahefatra, ny ady tapakilan’ny Can 2025, izay nihaonana tamin’i Gambie, natao tany Marôc ireny. Nihemotra faha-109 ny laharan’ny Malagasy, omaly, tao amin’ny filaharan’ny Fifa, raha toa ka faha-108 izy ireo teo aloha. Raha tsiahivina ny fihaonana nataon’ny ekipa nasionaly […]




