Mois : novembre 2024

Andrefan’i Mananjara : jiolahy tratra teo am-pihomanana hanafika

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahadimy (CSP5) Mahamasina, tao amin’ny fokontany Andrefan’i Mananjara, omaly, ireo jiolahy telo voarohirohy amina fanafihana mitam-piadiana. Teo am-panomanana hanao ny asa ratsiny ry zalahy no tonga tampoka ny polisy nisambotra azy ireo. Maro ny fitarainana voarain’ny polisy momba ny fisian’ireo jiolahy mpampihorohora […]

Nandeha nilalao dia tsy hita: novonoina, natao tanaty gony ny fatin’i Miley

Novonoina sy natao tanaty gony ny vatana mangatsiakan’i Miley, zazavavikely vao fito taona. Nilaza i Alista Rossina, raibeny fa nivoaka hilalao no nialany tao an-trano, afakomaly. Mangana ny fihirifany, ny hatony, ny kibony ary tapaka ny tanan’i Miley kely, zazavavy 7 taona, hita faty tao atsimon’ny Lycée Raherivelo Ramamonjy, fo­kon­tany […]

Championnats du monde d’échecs: Aina Mahasambatra en butte à la défaite

Les débuts de la championne d’Afrique Aina Mahasambatra Tsinjoviniavo aux Championnats du monde d’échecs à Mon­tesilvano (Italie) s’avèrent difficiles. En compétition dans la catégorie U12 filles, l’échéphile malgache enregistre un bilan mitigé après trois rounds, avec une victoire et deux défaites. Aina, qui porte le titre de Woman Can­didate Master […]