Mois : novembre 2024

« Can Maroc 2025 »: Miaro ny laharany amin’ny Fifa sisa ny Barea

Tsy misy fanantenana amin’ny “Can Maroc 2025” intsony i Madagasikara. Hifanandrina amin’i Comores izy ireo anio, any Maroc. I Gilles Hugon no hitondra ny ekipa nasionaly. Ny ekipa nasionalin’i Tunisie sy i Comores no nahazo ny tapakila hiatrika ny fifaninanana “Can 2025”, izay hatao any Maroc, tao amin’ny vondrona “A”. […]

TARATRY ny KANTO

Tontosa ny sabotsy 16 novambra teo, tao amin’ ny efitrano malalaky ny Havoria Anosy, ilay fampisehoana « Redombe fahatsiarovana » nokarakarain’ny Sehatra Bagasy. mihoatra ny folo ireo tarika nandray anjara tamin’ ity: Solika, Ndriana Ramamonjy, R’Imbosa, Lala Doris, Ny Angola Itokiana, Tsi’Ahy, Ny Antsa Mikalo, Karoka Dinar­son, Kolibera ary ny fianakavian’ireo mpamoron-kira […]

Tarika ‘Zay : eo sy mijoro hatrany ireo mpankafy

Tsy miala fa mbola eo sy mijoro hatrany ireo mpankafy ny tarika ‘Zay na dia teo aza ny fahalasanan’i Nary. Nopo­ro­foin’ny mpankafy izany satria feno hipoka ny Kianjan’ny fanatanjahantena sy ny kolon­tsaina Mahamasina nandritra ny fampisehoana lehibe na­taon’ny tarika, omaly. Nampi­ton­draina ny lohateny hoe: «Samy te…» ny fampisehoana. Hira navoakan’ny […]

« Our Generation » 2024: nibata ny amboara i Filamatra Matokia

Tamin’ny alalan’ny tambatr’isa nomen’ireo olona mpana­raka na mpijery (voting public) ilay fifaninanan-kira « Our Gene­ration » no nibatan’i Filamatra Matokia ny amboara, tany Kazan, any Rosia, ny faran’ny herinandro teo. Ilay hirany nampitondraina ny lohateny « Iray » no nohirain’ity solontenan’i Mada­gasi­kara ity teo anoloan’ny mpijery marobe sy ny mpitsara. « Nandresy aho! Nandresy niaraka […]

Tambohobe – « Festisôva » 7 : « Tafita ny hafatra », hoy Randrianarivelo Hasina

« Ady amin’ny herisetra sy zava-mahadomelina ». Lohahevitra nosafidian’ny fikambanana Tambohobe novoizina nandritra ny hetsika « Festisôva » andiany faha-7. Nilaza ny vokatra Randrianarivelo Hasina, filohan’ny fikamba­nana… «Efa nisy ny andiany enina teo aloha. Tontosa ny andiany faha-7. Naparitaka sy novela­rina bebe kokoa ny fampahafantarana ny hetsika Festisôva sy ny lohahevitra Ady amin’ny herisetra sy […]