Notsaraina tao amin’ny sampam-pitsarana ambony misahana ny ady heloka bevava Toamasina, omaly, ny antontan-taratasin’ady laharana faha-179-Toa/23, momba ny fanafihana mitam-piadiana tao Ambohijafy Toamasina, ny alin’ny 12 febroary 2023. Voarohirohy tamin’izany ny jiolahy iray. Lasany ny moto an’ny raim-pianakaviana iray. Andian-jiolahy nirongo basy sy antsy no nisakana ilay raim-pianakaviana sady nandrahona […]
Mois : novembre 2024
Fifidianana filoham-pirenena amerikanina : mifandanja ny hery ho an’ny kandidà roa tonta
Notanterahina omaly, ny fifidianana filoham-pirenena ao Etazonia. I Kamala Harris, avy amin’ny antoko Demokraty sy i Donald Trump, avy amin’ny antoko Repoblikanina no mifaninana amin’izany fifidianana ho filoham-pirenena izany. Amin’ny ankapobeny, mbola miovaova hatrany ny fironana mahakasika ny valim-pifidianana. Efa nanambara kosa ny avy amin’ny antoko Repoblikanina fa nisy ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Lany tsy nisy nitsipaka ny tetikasa Fly Over teny amin’ny Antenimieram-pirenena, omaly. Miisa roa ny fihodinan-dalana « Fly Over », ka eny Anosizato ny iray, ary eny amin’ny toby fitaterana Maki Andohatapenaka ny faharoa. Manodidina ny 30 tapitrisa dolara ny asa, ka avy amin’ny Banky arabo ho an’ny fampandrosoana ny 28 tapitrsa […]
Toekarena : “Mbola ambony ny vidim-piainana”, hoy ny BFM
Mbola lafo ny vidim-piainana eto Madagasikara tao anatin’ny telo volana fahatelo, taona 2024, raha ny nambaran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Tsinjony sady nohamafisiny tao anatin’ny fanadihadiana ara-toekarena nataony fa hihalafo hatrany izany eto amintsika ho an’ity taona 2024 ity. Nilaza ny governoran’ny BFM, Andrianarivelo Aivo, omaly, teny Antaninarenina fa: « […]
Asa vaventy : drafi-pirenena ho an’ny fitaterana
Nankatoavina omaly, ny fanavaozana ny Drafi-pirenena mahakasika ny fitaterana (PNT). Voakasik’izany ny sehatry ny fotodrafitrasa ho an’ny fitaterana an-tanety, an-dranomamy sy an-dranomasina ary ny an-dalamby. Tsy ao anatin’ny PNT kosa ny sehatry ny fitaterana ana habakabaka. Voarakitra ao anatin’ny PNT avokoa, ny fohy ezaka maharitra 5 taona, ny antenantenany, 10 […]




